
08/11/2025
🇨🇦
Ho an'ireo manao programme Entrée Express - Immigration Canada / Résidence Permanente, ary mametraka fanontaniana hoe ahoana no hisafidianana ny Province sy ville, dia hanao Google Meet aho ny alatsinainy 11 aogositra izao amin'ny 7ora hariva malagasy.
Retour d'expérience no tena ho ataoko, miaraka amin'ny tarehimarika vitsivitsy mety mahaliana anao, ary hamaly ny fanontaniana mivantana amin'ny tapany farany amin'ilay meeting.
Raha mahaliana anao dia zaraiko ito ny rohy ahafahana manaraka ilay Google Meet
Immigration Canada - choix Province / ville
Monday, Aug 11 • 19:00 – 20:00 (malagasy time)
Google Meet joining info
Video call link: https://meet.google.com/qcq-empm-bat