Madagasikara

Madagasikara Culture

17/04/2025

SARY FAHATSIAROVANA: Rehefa nandeha nisotro ronono ny tompon' ny trano nitoeran'ny Radio Feon'Imerina teny Ambohipotsy (1998-2002), dia nafindra tao Ambatobevanja ny foiben'ny onjam-peo nanomboka ny taona 2002. Tao amin'ny efitrano fandraisam-bahinin'Atoa Mboara Andrianarimanana mivady aloha no nandefasana ny Feon'Imerina, talohan'ny nahavitan'ny studio. Tonga nanotrona ireo mpanankanto maro. Hita eto amin'ny sary i Gabhy sy Seta Raseta ary i Michel Andrianarisoa.

17/04/2025
17/04/2025

Adresse

Rue Beauregard 6
Geneva
1204

Telefon

+41787165448

Webseite

https://artistresidencygeneva.com/

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Madagasikara erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Teilen

Kategorie