13/10/2025
Ry Mpitolona malagasy namako, sy ianao tia an’i Madagasikara,
Niaraka nitolona isika teny an-kianja, na aty am-pielezana na any an-tanindrazana.
Mafonja amin’ny lanjany feno ny anjara biriky netinao hatrizao.
Ankehitriny, mila manohy ny fanarenana sy ny fametrahana rafitra vaovao an’ny TANINJANAKA isika.
Alao hery ary, aza mandrimandry, handao hiara-hisalahy.
Ho sambatra tokoa isika....
Mpitolona SUISSE FRANCE voisine.
( Mandroso ny tolona, nasiana fivoarana koa ny anaran’ny vondrona satria mila mitambatra isika)
Misaotra anao mijoro!