Sabrina CP

Sabrina CP You can't manage what you can't mesure. 🔆

12/06/2026

☺️🥰 Love Avignon 😍💕 Tsara loatra

Nareo koa ve rehefa mijery ranomasina dia lasa milamina ho azy ny sainareo ? Otrany hoe mifarana eo amin'io ny zava-dreh...
11/06/2026

Nareo koa ve rehefa mijery ranomasina dia lasa milamina ho azy ny sainareo ? Otrany hoe mifarana eo amin'io ny zava-drehetra. 🌊 Hoe tena lehibe sy mahay zavatra Zanahary namorona azy. ❤️

19/05/2026
19/05/2026

Barbecue time �

19/05/2026

Zany ny salade César 🥗

Ny tiana tenenina eto hoe salade au fromage de chèvre. Fa tsy chèvre ngezabe no natao tao an🤣🥗
10/05/2026

Ny tiana tenenina eto hoe salade au fromage de chèvre. Fa tsy chèvre ngezabe no natao tao an🤣🥗

🤣🤣🤣 Mbola mahay miteny gasy tsara tompoko ny tenanay.
06/05/2026

🤣🤣🤣 Mbola mahay miteny gasy tsara tompoko ny tenanay.

06/05/2026

Haul retour de courses kely indray. ❤️ Aldi moa no tena andehako matetika amin' izao. Sady mora no misy isafidianana be dia be. 🛒

15/04/2026

Coucou daholo. Ela2 tsy nanao publication. Fa lasa ndray izy ty e. 😊

Adresse

Orange

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque Sabrina CP publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Partager