A la une

A la une Informations de contact, plan et itinéraire, formulaire de contact, heures d'ouverture, services, évaluations, photos, vidéos et annonces de A la une, Société de médias/d’actualités, Paris.

FAMPIHARANA NY LALÀNA  ETO MADAGASIKARA :  NY MAVOMAVO IHANY NO ANDAIRANY FA TSY NY MILIARIDERA NA IREO MAHITAHITANaidit...
13/09/2023

FAMPIHARANA NY LALÀNA ETO MADAGASIKARA : NY MAVOMAVO IHANY NO ANDAIRANY FA TSY NY MILIARIDERA NA IREO MAHITAHITA

Naiditra am-ponja vonjimaika ao Antalaha ilay vehivavy nandoro vola tany Andapa ary niparitaka teto amin'ny tambazotra Facebook. Raha ny lalàna dia voarara ny mandoro vola.

Sary fanehoana

FARITRA MAMOKATRA ITASY"Tsy maintsy tohanana ny TANTSAHA satria 89% ny Malagasy dia tantsaha avokoa ary izy ireo no anto...
13/09/2023

FARITRA MAMOKATRA ITASY

"Tsy maintsy tohanana ny TANTSAHA satria 89% ny Malagasy dia tantsaha avokoa ary izy ireo no antoka hamokatra sakafo ho an'ny Malagasy rehetra sy fototra hampandroso ny Firenentsika. Tohanana ara-tekinika izy ireo, omena fiofanana momba ny FAMBOLENA sy FIOMPIANA. Tohanana ihany koa izy ireo amin'ny fikarakarana ny taratasin-tany hahafahan'izy ireo miaina malalaka tsy misy tebiteby. "

SAHIA MANARINA ! RAISO NY ANDRAIKITRA


COUP D'ÉTAT INSTITUTIONNEL : KANDIDA MIISA 10 NO MANOHITRA NY FANDIKAN-DALÀNA ATAON'NY HCCKandida miisa folo no manohitr...
13/09/2023

COUP D'ÉTAT INSTITUTIONNEL : KANDIDA MIISA 10 NO MANOHITRA NY FANDIKAN-DALÀNA ATAON'NY HCC

Kandida miisa folo no manohitra ny fandikan-dalàna ataon'ny HCC omaly 12 septembre 2023, Coup d'État Institutionnel no mitranga ankehitriny hoy izy ireo tao anatin'ny taratasy fanambarana.

Olona iray no maty, 1 tsy hita popoka, 10 avotra soamantsara vokatry ny faharendrehana lakana iray tany Maroantsetra ny ...
08/08/2023

Olona iray no maty, 1 tsy hita popoka, 10 avotra soamantsara vokatry ny faharendrehana lakana iray tany Maroantsetra ny sabotsy maraina teo raha ny nambaran'ny tomponandraikitry ny APMF ao Sainte Marie. Raha ny fanazavana dia tsy nahazo alalana hiandrika ity lakana ity saingy nandeha ihany. Ireo olona 10 avotra soamantsara kosa dia nandositra raha ny nambaran'ny eo anivon'ny zandarmaria Maroantsetra.

Loharano sy sary: 2424mg)

ALAOTRA : taxi-moto sy tuc tuc nifandona ,naratra ilay mpitondra moto na dia tsy nisy aza ny aina nafoy.
01/08/2023

ALAOTRA : taxi-moto sy tuc tuc nifandona ,naratra ilay mpitondra moto na dia tsy nisy aza ny aina nafoy.

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teto Ambohitrombihavana Ambohimangakely. ‼️Moto sy Taxibe ligne E ary kami...
01/08/2023

Nitrangana lozam-pifamoivoizana mahatsiravina teto Ambohitrombihavana Ambohimangakely.
‼️Moto sy Taxibe ligne E ary kamiao no nifandona. Maty ilay mitondra ilay moto. 😭
‼️ Naratra sy notsaboina any amin'ny hôpitaly ny mpamilin'ny taxi be. Tsy naratra be kosa ilay mpamilin'ilay kamiao.
‼️Mitontaly enina ireo naratra ary nalefa notsaboina any amin'ny hopitaly.

31/07/2023
Accident teny amin'ny rocade ,pitondra bisikileta indray no tratra!!!
31/07/2023

Accident teny amin'ny rocade ,pitondra bisikileta indray no tratra!!!

Marc Ravalomanana tao Vohiposa
31/07/2023

Marc Ravalomanana tao Vohiposa

À Mesdames et Messieurs Les Directeurs Régionaux, Le Commandant du Groupement de la Gendarmerie Vatovavy et Le Commandan...
31/07/2023

À Mesdames et Messieurs Les Directeurs Régionaux, Le Commandant du Groupement de la Gendarmerie Vatovavy et Le Commandant de Compagnie, L Commissaire de Police,Le Commandant de BLIG, Le Commandant de R3A, Les Chefs de Services Techniques Déconcentrés, Tous Les Chefs des Projets et Programmes oeuvrant dans la réalisation de Politique Générale de l'Etat dans la Préfecture de Mananjary dont Districts de Mananjary, Nosy Varika, Ifanadiana.

Suite à la lettre qui vaut instruction de Monsieur Le Ministre de l'Intérieur et de la Décentralisation ayant objet la nécessité de contact fréquent à la population.

Il m'a été obligé :
Primo, pour les secteurs publics suscités, de vous inviter à se conformer à cette instruction tout au moins dans le cadre de vos attributions dont les activités de police administrative générale que nous allions effectuer ensemble sous la direction de Monsieur Le Préfet de Mananjary.
Ladite instruction et le calendrier de descente sont annexés à la présente lettre.
Secundo, pour les secteurs privés susmentionné, de solliciter vos contributions même un soutien et un appui de toutes formes dans la réalisation de la descente, si vous voudriez bien.
Ceci est fait dans le cadre de Partenariat Public-Privé.
Je vous remercie d'avance.
Préfet de Mananjary

🛑 Tsara ho fantatra 🛑"Manamafy hatrany ny Antoko Tiako i Madagasikara fa tsy misy hafa tsy fifidianana, ary fandikana ny...
29/07/2023

🛑 Tsara ho fantatra 🛑

"Manamafy hatrany ny Antoko Tiako i Madagasikara fa tsy misy hafa tsy fifidianana, ary fandikana ny Lalàmpanorenana ny manitatra ny fehim-potoam-piasan'ny fitondrana amin'izao fotoana."

Fihaonana SADC
Marc Ravalomanana 27 07 2023

29/07/2023

Kandida Marc Ravalomanana

Adresse

Paris

Site Web

Notifications

Soyez le premier à savoir et laissez-nous vous envoyer un courriel lorsque A la une publie des nouvelles et des promotions. Votre adresse e-mail ne sera pas utilisée à d'autres fins, et vous pouvez vous désabonner à tout moment.

Souligner

Partager