
14/05/2025
🌙 Alina milamina, nofy mahafinaritra ho anareo rehetra! 🌙
Aoka hitondra fiadanana sy fanantenana ho antsika ny alina.🌟
Ho tonga maraina mamiratra miaraka amin’ny tanjaka vaovao anie isika! ☀️