Food Garden Bypass

Food Garden Bypass Bienvenue chez Food Garden! Offrez le meilleur à votre table et à votre espace vert ! 🐟🐔🥚🍗🥩

Découvrez nos viandes fraîches (poissons, poulet gasy, canard, lapin), aliments pour élevage, et une variété de plantes et décorations pour votre jardin.

17/12/2025

Zanaka bitro kely , tena mahafinaritra ny mijery azy 🐰

11/12/2025

Tontolon'ny Akanga , andron'ny fanatodizana 🪺

03/12/2025

Foy ny Akanga 🪺

26/11/2025

Anisan' ny biby mahafinaritra raha ompina ary tena mahasalama iany koa ny henany 🕊️🕊️🕊️

Raha itady sakafo frais ara-pahasalamana dia aza misalasala miantso anay avy hatrany Viande de lapin frais : 25000Ar par...
20/11/2025

Raha itady sakafo frais ara-pahasalamana dia aza misalasala miantso anay avy hatrany
Viande de lapin frais : 25000Ar par pièce
Ka iza no anaterana fa manao livraison izahay
Na afaka manao récuperation ety amin'ny FOOD GARDEN BY PASS ihany ko ianareo
Tel : 038 38 004 13

18/11/2025

Ny Bitro koa tia mihinana akondro 🍌🍌🍌

Mbola misy vitsivitsy avant arrivage indray ny Bitro sy pigeon Ny AKanga miandry arrivage indray fa ho alefanay ato amin...
14/11/2025

Mbola misy vitsivitsy avant arrivage indray ny Bitro sy pigeon
Ny AKanga miandry arrivage indray fa ho alefanay ato amin'ny pejy iany rehefa tonga ho anareo maro be efa miandry
Prix Bitro : 25000Ar
Prix Pigeon : 13000Ar
Manao livraison izahay na afaka tonga dia alainareo mivantana ety amin'ny FOOD GARDEN BY PASS
☎️: 038 38 004 13

Mahafinaritra fona ny mahazo retour avy aminareo  Laokan'ny client  omaly Pigeon Ritra 🤤🤤🥰  BY_PASS
04/11/2025

Mahafinaritra fona ny mahazo retour avy aminareo
Laokan'ny client omaly
Pigeon Ritra 🤤🤤🥰
BY_PASS

Address

Food Garden Bypass
Antananarivo
102

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Food Garden Bypass posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share