Hiaraka Isika Avaradrano

Hiaraka Isika Avaradrano Politique

21/05/2024

Salama daholo ny namana rehetra,
hiakatra plateau ao @ Real TV anio alina ny solombavambahoaka Gerry RANDRIAMBOLAINA N°4 eto Avaradrano,
Samia manaraka tsara ny torimarika isika .
Mirary tontolop andro mahafinaritra ho antsika jiaby.

Nizara rano maimaipona teny miadana, mijaly rano n'y vahoaka Dia nanolotanana izahay
29/12/2022

Nizara rano maimaipona teny miadana, mijaly rano n'y vahoaka Dia nanolotanana izahay

Vahoakan'ny fokontany Mahatsinjo Alasora Avaradrano Tonga namaly ny antso tamin'ny hetsika sosialy nataon'ny Antoko Hiar...
13/11/2022

Vahoakan'ny fokontany Mahatsinjo Alasora Avaradrano Tonga namaly ny antso tamin'ny hetsika sosialy nataon'ny Antoko Hiaraka Isika Avaradrano.

Ekipan'ny Hiaraka Isika Avaradrano nanatanteraka hetsika sosialy teny amin'ny fokontany Mahatsinjo Alasora.
13/11/2022

Ekipan'ny Hiaraka Isika Avaradrano nanatanteraka hetsika sosialy teny amin'ny fokontany Mahatsinjo Alasora.

Fivoriana momban'ny hetsika atao any Mahatsinjo Alasora amin'ny Alahady 13 novambra 2022 hoavy Zao . Hetsika sosialy !
07/11/2022

Fivoriana momban'ny hetsika atao any Mahatsinjo Alasora amin'ny Alahady 13 novambra 2022 hoavy Zao .

Hetsika sosialy !

Hiaraka Isika hanova ny tantara
07/11/2022

Hiaraka Isika hanova ny tantara

Address

Lot C1/5 Ambatomalaza Alasora
Alasora

Telephone

+261341880032

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hiaraka Isika Avaradrano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hiaraka Isika Avaradrano:

Share