Zø Design conception

Zø Design conception Art of design 🎨

🔥 Mitady asa ve ianao? 🔥👉 Aza avela ny CV sy Lettre de motivation no hanakana anao tsy hahazo asa!✨ Eto aminay, manombok...
20/09/2025

🔥 Mitady asa ve ianao? 🔥
👉 Aza avela ny CV sy Lettre de motivation no hanakana anao tsy hahazo asa!

✨ Eto aminay, manomboka @ 1500Ar monja dia efa:
✅ CV matihanina, maoderina & mandresy lahatra ( 1500 ar pdf dia 3500 ar mahazo pdf + fichier modifiable enao)
✅ Lettre de motivation / Demande d’emploi maharesy lahatra tsara ( Pdf+word modifiable)

🌍 Misy modèle marobe:
🇫🇷 Français | 🏴 Anglais | 🇨🇦 Canadienne | ✨ Moderne | ✨ Europass | ✨ Fid Madagascar | 🇩🇪 Allemand | 🇲🇺 Mauricienne

💡 Bonus:

Torohevitra momba ny entretien 😉

Safidy modèle tsy manam-petra ho an’ny tsirairay

❤️ Efa maro ny afa-po sy nahita asa taty aminay!

📲 Mifandraisa avy hatrany:
WhatsApp 👉 032 27 769 04
Tel 👉 038 34 196 03 / 032 27 769 04

✨ Ataovy manintona ny antontan-taratasinao, ary avelao izahay hanampy anao ho lasa mpandresy! ✨

23/04/2025
😌💯Tsy mitsahatra ny manome ny tsara sy ny mahafa-po Izahay eto amny zø Design conception ✨          ❤️Eto dia  souvenir📹...
19/08/2024

😌💯Tsy mitsahatra ny manome ny tsara sy ny mahafa-po Izahay eto amny zø Design conception ✨

❤️Eto dia souvenir📹📷 mamy sy tsara bé ho anareo no ho ataonay , afaka imprimena atao ao antrano️️🏡 sy amn rindrina 🏞️,cadre photo🖼️, atao fond d'écran☸️, atao album sy ny sisa
💯😉 ✅Marihina fa haute qualité HD 1080 ny sary rehefa vita noho izany na atao ngezabe ary rehefa imprimena dia tsara be fona

✨ Manana anjara amzany daholo ny rehetra
--Portrait Famille ‍‍‍( fianakaviana)👨‍👩‍👧‍👦
--Couple‍❤️‍(mpifankatia)👩‍❤️‍👨
--Meilleur amie(mpinamana)👭
--Collège (mpiara-miasa)
--Camarade de classe (mpiara-mianatra)🧑‍🎓👩‍🎓
.......sns

✨mety ho fahatsiarovana tamn vacance⛱️🏖️🧳 izany️, mety ho anniversaire🎁,mety ho fahatsiarovana manokana🤳 , ireo andro nanan-danja sy ireo fety na fotoana nanan-danja teo amn fiainanao🎉🍾

Ireto model ireto dia santionany , tena mivoka tss miova tahak'ireo amn sary ireo fa juste we sarinareo no amny sy izay soratra sy légende tianao atao amny

😉Tena we arak'izay hitiavao azy 👌

🫰💲Mora tena mora ny sarany💲

🗨️🗯️️️Miditra mp avy hatrany ary dia miteny izay model mety amnao amin'ireo na koa mety tss amreo ilay tianao dia midira ihany mp fa afaka ataonay izay heritreritrao️️🗨️🗯️

🗨️🗨️Averina ihany fa vita daholo izay tianareo sy Zavatra recommandenareo ,Tonga dia Miditra mp foutsny dia miteny ny model tianareo na ilainareo dia omeko Safidy maro🗨️🗨️

📢 Ho anao manao vente sur Facebook, page Facebook  (indrindra fa enao manao vente enligne io 😀) na boutique na koa asa t...
16/08/2024

📢 Ho anao manao vente sur Facebook, page Facebook (indrindra fa enao manao vente enligne io 😀) na boutique na koa asa tiana atao publicité........... nefa te anao publicité sy tarifs Complet 😲

😉 Izahay dia afaka manao izany , Izahay dia afaka manao pub sy tarifs amnizay hitiavanao azy tsara mintsy , omena anao ny model dia ianao no misafidy izay rehetra atao amle izy .Ho any varotra sy asa mila publication feno tsara👌

Izay vente na asa ataonao misy model Maro daoly (coiffure💇 ,beauté❇️, chaussures👟, lingerie🧺, matériel informatiques👨‍💻, électricien🧑‍🔧, plomberie👨‍🏭 sns......)

Afaka réalisena tsara izay heritreritrao

💲💲Prix raisonnable tsara💲💲ary maro no efa hafa-po tato amnay 😉

Miditra mp directe ary na miantso avy hatrany

contact : 032 27 769 04
038 34 196 03

😍 Te hanana famantatana manokana vé ianao na LOGO amn alalan'ny sary na anarana 😍        Natao ho anao ito  , izahay✨ ma...
30/07/2024

😍 Te hanana famantatana manokana vé ianao na LOGO amn alalan'ny sary na anarana 😍

Natao ho anao ito , izahay✨ manao création Logo araka izay hiatiavanao azy sy fanirianao 😉 na LoGo nom ,na LOGO sary ihany koa mety daoly izay tianao 😍

Izaya koa dia manao pub photo🏞️( toy ny photo de couverture de page de vente ,pub annonce....)

Prix tena mora😍🥰

Mbola Maro Ireo création afaka ataonay. afaka miditra mp ianao raha liana dia afaka miantso directe Raha ohatra misy zavatra tinao anontaniana na service manokana 🥰:

032 26 769 04
/. 038 34 196 03

CV.  ---------LM   1500 ar de EFA mahavita CV ato amnay Ary 1500 ar koa ny lettre de motivation na demande d'emploi     ...
08/07/2024

CV. ---------LM
1500 ar de EFA mahavita CV ato amnay Ary 1500 ar koa ny lettre de motivation na demande d'emploi

✨Izahay dia manamboatra :

✅CV
✅ Lettre de motivation
✅ Demande de stage
✅ Lettre d'engagement
✅ Demande d'emploi
sns....

Marihina fa ny lettre rehetra ato aminay dia 1500 ar Ary mahazo 𝙿𝙳𝙵 𝚜𝚢 𝚆𝙾𝚁𝙳 𝙼𝚘𝚍𝚒𝚏𝚒𝚊𝚋𝚕𝚎 𝚎𝚗𝚊𝚘

✨Ireo modèles CV ato aminay✨

🇫🇷 Français,
🏴󠁧󠁢󠁥󠁮󠁧󠁿 Anglais
🇨🇦 Canadienne
✨Professionnel
✨Moderne
✨Modèle FID Madagascar
✨Europass
✨Mauricienne
✨Allemand


misy model Maro be


Manampy amn fanontaniana momba ny entretien Ku 🥰

Marihina fa amin'ilay professionnel mandresy lahatra tsara sy maneho ny motivation anao tsara 🥰
❎Maro ireo models azo hisafidianana , na anglais na français dia misy avokoa ary amin'ilay maharesy lahatra s'y manintona ny recruteur ary Tonga de entretien sisa no heritreretina 😉

⚪Afaka alefa par email📧 /WhatsApp 😌


😉 Mp avy hatrany ( amin'ilay page zø design conception) ary na miantso directe ( 038 34 196 03 / 032 27 769 04) ho an'izay liana

WhatsApp : 032 27 769 04

Maro Ireo efa afa-po tato amnay ❤️

Address

Alasora
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zø Design conception posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share