19/11/2025
Sao misy liana isika ato:
Iza daholo indray ary no manana olan'ny volo mihintsana sy tsy maniry tsara ary mora vakivaky ato e ???
Ireto ny vahaolana:
➡️SHAMPOOING SY MASQUE À BASE D'OIGNONS ROUGES
SHAMPOOING:
Asany :
✨Manamafy ny volo (helps strengthen)
✨Mampalefaka sy mampamirapiratra (soften & restore shine)
✨Mampitombo ny fitomboan’ny volo noho ny red onion + vitamines
✨Manampy amin’ny anti-chute
✨Manadio tsara ny hodi-doha
✨Manome protection UV (UV resistant)
✨Parfum 24h → mahatohitra fofona mandritra ny tontolo andro
MASQUES:
✨Asany :
✨Manatsara elasticity → tsy mora tapaka ny volo
✨Manamafy sy manamafy indray (strengthens & thickens)
✨Soin profond → miditra lalina, manondraka volo maina
✨Mampitombo volume sy densité
✨Manampy amin’ny fibre capillaire hisorohana fourches
✨Misy collagen & natural actives → manome hery ny volo
Made in P.R.C
💰 Prix Gamme : 35 000Ar
🪨 Masque 1000ml – Shampooing 900ml
🚚 Livraison possible partout à Madagascar