RENTY NOFY

RENTY NOFY Ity page ity dia natokako hoan'i Rentihasina sy Nofitia zanako..natao hizarana tononkalo sy sary man

🔜Tongava maro, hiara-hiaina, hiara-hihaino ary handray anjara amin'ity velakevitra miavaka ity!📢" NY ANJARA TOERAN'NY TA...
02/05/2025

🔜Tongava maro, hiara-hiaina, hiara-hihaino ary handray anjara amin'ity velakevitra miavaka ity!📢

" NY ANJARA TOERAN'NY TANTARAN'ONJAM-PEO EO AMIN'NY FANABEAZANA"📻🎙📝

📅 zoma 09 Mey 2025
⏰ 02 ora sy sasany
📍 Efitrano DOX

tsy Misy vidim-pidirana

15/10/2024
Ho tapitra sahady ity ny fihalan-tsasatra
10/08/2024

Ho tapitra sahady ity ny fihalan-tsasatra

Fantaro ny maha izy anao❤❤
08/09/2023

Fantaro ny maha izy anao❤❤

Misolanga ry 'zareoManeho ny misiny any ho anyJejojejo manga feoMadio fo...mitsiky hatrany😘
25/04/2022

Misolanga ry 'zareo
Maneho ny misiny any ho any
Jejojejo manga feo
Madio fo...mitsiky hatrany😘

😘Rehefa injay miha manga ny lanitra binanjiny..Dia mirana avokoa ny tontolo novinaniny😘
25/04/2022

😘Rehefa injay miha manga ny lanitra binanjiny..
Dia mirana avokoa ny tontolo novinaniny😘

Address

Ambatolampy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RENTY NOFY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category