Bakozetra

Bakozetra �Manandratra ny vokatra Malagasy�
Mizara sakafo sy vokatra mahasoa ho anao 🫵

Isany mampihavaka ny aty aminay Antsihanaka rehefa fety?Ny hena gisa 🪿Indrindra moa rehefa taombaovao iny 🥳🎉Mazotoa gôna...
16/05/2026

Isany mampihavaka ny aty aminay Antsihanaka rehefa fety?
Ny hena gisa 🪿
Indrindra moa rehefa taombaovao iny 🥳🎉

Mazotoa gôna a! 😋🤤
📸Bakozetra🐟503

Salama eh!Vokatra mamikely voalohany ato aminay oh! 🙀Sady efa hanomboka izao ny ririnina 🥶Dia ilaina be foana ny tantely...
05/05/2026

Salama eh!
Vokatra mamikely voalohany ato aminay oh! 🙀
Sady efa hanomboka izao ny ririnina 🥶
Dia ilaina be foana ny tantely 🍯

Aza misalasala mandefa commande oh! 😘
Disponible Tanà et Ambatondrazaka 👍

Idée sakafo ho an’ny ampitso:🐟Barawa (Tilapia) friry 🥕Légume sauté🫑Afaka ampiarahana amin’ny 🍚Mety ho an’ny olona manao ...
01/04/2026

Idée sakafo ho an’ny ampitso:
🐟Barawa (Tilapia) friry
🥕Légume sauté🫑

Afaka ampiarahana amin’ny 🍚
Mety ho an’ny olona manao rééquilibrage alimentaire koa anefa👍

Mazotoa mikarakara oh! 😉
Aza adino ny 👍 sy manaraka ny pejy Bakozetra

Te hankafy sy hanjifa ny vokatra avy aty Alaotra ve ianao?🫵Natao ho anao indrindra ity pejy ity fa araho tsy tapaka😉📸Io ...
29/03/2026

Te hankafy sy hanjifa ny vokatra avy aty Alaotra ve ianao?
🫵Natao ho anao indrindra ity pejy ity fa araho tsy tapaka😉

📸Io aloha ny besisika aminanjy🐟

Address

Ambatondrazaka
503

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bakozetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share