BARAWA FM ALAOTRA

BARAWA FM ALAOTRA Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from BARAWA FM ALAOTRA, Radio Station, Ambatondrazaka.

KARAOKE AMBAIBOHO AMBALAVATO MANAKAMBAHINY ANDREFANA๐ŸŽถMISOKATRA NY ZOMA - SABOTSY - ALAHADY.๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’‡๐’Š๐’”๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’†๐’ ๐’“๐’‚๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’๐’ ๐’Ž๐’Š๐’‚...
01/09/2026

KARAOKE AMBAIBOHO AMBALAVATO MANAKAMBAHINY ANDREFANA๐ŸŽถ

MISOKATRA NY ZOMA - SABOTSY - ALAHADY.

๐‘ญ๐’‚๐’๐’‚๐’๐’‚๐’‡๐’Š๐’”๐’‚๐’Ž-๐’‘๐’†๐’ ๐’“๐’‚๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’๐’ ๐’Ž๐’Š๐’‚๐’๐’…๐’“๐’š ๐’‚๐’๐’‚๐’ ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’‰๐’‚๐’Ž๐’‘๐’š ๐’‰๐’Š๐’‰๐’Š๐’“๐’‚ .
๐‘จ๐’‡๐’‚๐’Œ๐’‚ ๐’‚๐’•๐’‚๐’ ๐’‚๐’ ๐’Š๐’‰๐’‚๐’๐’š ๐’Œ๐’๐’‚ ๐’๐’š ๐’‡๐’†๐’•๐’š ๐’”๐’š ๐’๐’‚๐’๐’๐’๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’‚๐’“๐’ ๐’”๐’‚๐’Ž๐’Š๐’‰๐’‚๐’‡๐’‚:
๐Ÿ‘‰ ๐‘จ๐’๐’๐’Š๐’—๐’†๐’“๐’”๐’‚๐’Š๐’“๐’†, ๐‘ญ๐’‚๐’๐’…๐’“๐’‚๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’‚, ๐‘ญ๐’Š๐’—๐’๐’“๐’Š๐’‚๐’๐’‚, ๐’”๐’๐’”.๐‘ป๐’๐’†๐’“๐’‚๐’๐’‚ ๐’Ž๐’Š๐’๐’‚๐’Ž๐’Š๐’๐’‚ ๐’•๐’”๐’‚๐’“๐’‚ ๐’”๐’š ๐’Ž๐’‚๐’๐’…๐’“๐’š ๐’‡๐’‚๐’‰๐’‚๐’‡๐’Š๐’๐’‚๐’“๐’†๐’•๐’‚๐’๐’‚.
๐Ÿค™0340180000,0330166892.

ALAOTRA -MANGORO: ๐“๐’๐˜ ๐™๐€๐Š๐€๐๐€๐˜ ๐ˆ๐๐“๐’๐Ž๐๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐‡๐Ž๐๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐“๐’๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐˜ ๐‡๐Ž๐€๐'๐๐˜ ๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐€๐๐„Nafana ny fivorian' ireo mpanabe  ...
29/08/2026

ALAOTRA -MANGORO: ๐“๐’๐˜ ๐™๐€๐Š๐€๐๐€๐˜ ๐ˆ๐๐“๐’๐Ž๐๐˜ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐‡๐Ž๐๐€๐๐€ ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐“๐’๐ˆ๐๐ƒ๐‘๐˜ ๐‡๐Ž๐€๐'๐๐˜ ๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐€๐๐„

Nafana ny fivorian' ireo mpanabe eto Alaotra-Mangoro tamin'ny antso nataon'ny Sendika MITAFA izay notarihin'ny Filoha Nasionaly, Atoa Mahatoky, tamin'ny fidinana ifotony hijerena ny zava-misy marina.

Manjaka ny famoronana "Note de Service" hanalana olona amin'ny toerana sy hamindra azy ao anatin'ny DREN Alaotra Mangoro. Vao tsy manaraka ny baikon'ny tompon'andraikitra voalohany ny Fanabeazana eto amin'ny faritra dia voatsindry avy hatrany ny mpanabe. Volana maro no tsy nahazo ny subvention ireo mpanabe voakasik'izany fa mangina tanteraka ny DREN Alaotra-Mangoro.

Nisy tsindry nataon'ny DREN tamin'ireo tompona trano fivoriana teto Ambatondrazaka,aza mandray an'ireo Sendika ireo ianareo fa olona miketrika fanakorontanana.Hanananay porofo izany ary tsy honohono intsony fa hitanay maso, hoy ny Filoha Nasionalin'ny MITAFA (Mivondrona Iray Tanjona ho an'ny Fanabeazana) Atoa Mahatoky.

Nosakanan'ny DREN ireo toerana efa nofaina na dia efa vita dรฉcoration aza.
Soa ihany fa nisy olona tsara sitrapo nanolotra trano ka tanteraka ny fivoriana, androany 29 aogositra 2026.
Tsy hanaiky hatramin'ny farany izahay, manala baraka ny Filohan'ny Fanavaozana ny fitondran'ny DREN Alaotra-Mangoro araka ny fanazavana.

๐Ÿ“ปAlatsinainy izao amin'ny 7ora sy sasany maraina ny atsipirihany ao anatin'ny fandaharana ZAVA-MISY, famerenana amin'ny 6 ora ariva.

๐€๐“๐’๐ˆ๐Œ๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐•๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€: ๐๐จ๐ฉ๐จ๐ซ๐จ๐Ÿ๐จ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ก๐จ๐š๐ค๐š ๐ญ๐š๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐๐ข๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐ข๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ, ๐ฆ๐ข๐š๐ก๐ข๐š๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐Ÿ๐จ...
29/08/2026

๐€๐“๐’๐ˆ๐Œ๐Ž๐๐ƒ๐‘๐Ž๐•๐€ ๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€: ๐๐จ๐ฉ๐จ๐ซ๐จ๐Ÿ๐จ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ก๐จ๐š๐ค๐š ๐ญ๐š๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐๐ข๐จ๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐ข๐š๐ฏ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ, ๐ฆ๐ข๐š๐ก๐ข๐š๐ก๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ž๐Ÿ๐จ ๐Ÿ๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฏ๐ž๐ณ๐ข๐ฏ๐ž๐ณ๐ž๐ง' ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐ฏ๐š๐ก๐ข๐ง๐ฒ.

Noporofoin'ny vahoakan'Atsimondrova ny fitiavany ny fokontany tamin'ny fanadiovana lehibe natao androany.
Fiarahana sy firaisankina no nanamarika ny hetsika mikendry ny hampisy fahasalamana ao anatin'ny fokontany.
Namaly ny antso ny mponina ary tonga maro be.Araka ny fanapahan-kevitra tamin'ny fivoriam-pokonolona dia hitohy hatrany io ezaka fanadiovana io.

Naneho ahiahy kosa ny Lehiben'ny Fokontany, RAZAKAMAMONJY Mazarin dit HAJA VOJA, momba ny fivezivezen'ny teratany vahiny mpisera vato eo amin'ny fokontany. Tsy misy tombony azo ho an'ny fokontany izany ary tsy mazava ny taratasiny.
Noho izany dia manao antso avo izy mba ho fiarovana ny fandriam-pahalemana maharitra.

๐ŸŽ™Tafatafa tamin'ny mpanao gazety natao ny 29 Aogositra 2026

๐€๐Œ๐๐Ž๐‡๐ˆ๐ƒ๐€๐•๐€ : ๐‹๐€๐Œ๐๐˜  ๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž 11 ๐‡๐Ž ๐€๐'๐€๐Œ๐๐€๐‘๐ˆ๐‡๐ˆ๐๐Ž๐๐˜.Mitohy hatrany ny asa sosialy fanaon'i Dr NAHARY. Ny fokontany Amparihi...
29/08/2026

๐€๐Œ๐๐Ž๐‡๐ˆ๐ƒ๐€๐•๐€ : ๐‹๐€๐Œ๐๐˜ ๐•๐€๐Ž๐•๐€๐Ž 11 ๐‡๐Ž ๐€๐'๐€๐Œ๐๐€๐‘๐ˆ๐‡๐ˆ๐๐Ž๐๐˜.

Mitohy hatrany ny asa sosialy fanaon'i Dr NAHARY.
Ny fokontany Amparihimpony, Kaominina Ambohidava no notolorany lampadaire miisa 11.
Faly ny mponina satria sambany no nahazo jiro betsaka tahaka izao hatramin'izay.

Tonga nanotrona ny hetsika ny Ben'ny Tanร na, ireo Fokonolona, ny Lehiben'ny Fokontany, Dr REMI, ary ireo Tangalamena.

๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐Œ๐๐€ ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐'๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€: ๐€๐’๐€ ๐“๐€๐๐€๐Œ๐€๐‘๐Ž ๐Œ๐ˆ๐‡๐„๐“๐’๐ˆ๐Š๐€, ๐…๐€ ๐๐˜ ๐’๐„๐Š๐Ž๐‹๐˜ ๐Š๐Ž๐’๐€ ๐Œ๐ˆ๐‹๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐˜.Ben'ny Tanร na RAHERINJ...
28/08/2026

๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐Œ๐๐€ ๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐'๐€๐Œ๐๐€๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€: ๐€๐’๐€ ๐“๐€๐๐€๐Œ๐€๐‘๐Ž ๐Œ๐ˆ๐‡๐„๐“๐’๐ˆ๐Š๐€, ๐…๐€ ๐๐˜ ๐’๐„๐Š๐Ž๐‹๐˜ ๐Š๐Ž๐’๐€ ๐Œ๐ˆ๐‹๐€ ๐•๐Ž๐๐‰๐˜.

Ben'ny Tanร na RAHERINJATOVO Narindra Dinah, tsy miandry fa midina an-tsehatra eo amin'ny tontolon'ny fampandrosoana.
Misy ny asa tanamaro iarahana amin'ny vahoaka mba hampifandray ireo Fokontany ao anatin'ny kaominina ho fandraisana andraikitra .
Efa manomboka ihany koa ny fanorenana CSBI Ampananganana ary mandeha tsara ny asa.

Saingy eo amin'ny sekolim-panjakana kosa dia mitaraina ny ray aman-drenin'ny mpianatra sy ity Ben'ny Tanร na ity noho ny tsy fahampian'ny mpanabe ao amin'ny sekoly .
Vokatr'izany dia manao antso avo amin'ny tompon'andraikitra mahefa izy ireo ankehitriny amin'ny fanampiana mba hisian'ny voka-panadinana ho tsaratsara kokoa.

๐ŸŽ™Natao tamin'ny 27 Aogositra 2026 ny tafatafa tamin'ny mpanao gazety.

๐Œ๐ข๐ž๐ณ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ค'๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐š ๐ง๐ฒ ๐๐ž๐ฉ๐ข๐จ๐ญ๐ž ๐€๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐‚๐จ๐ฎ๐ฌ๐ข๐ง ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š ๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š๐›๐š๐ก๐จ๐š๐ค๐š ๐š๐ค๐š๐ข๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ  ๐ญ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐š...
27/08/2026

๐Œ๐ข๐ž๐ณ๐š๐ค๐š ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ฆ๐ฉ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ค'๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐š ๐ง๐ฒ ๐๐ž๐ฉ๐ข๐จ๐ญ๐ž ๐€๐ง๐๐ซ๐ฒ ๐‚๐จ๐ฎ๐ฌ๐ข๐ง ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐š๐ก๐š ๐ฌ๐จ๐ฅ๐จ๐ฆ๐›๐š๐ฏ๐š๐›๐š๐ก๐จ๐š๐ค๐š ๐š๐ค๐š๐ข๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ง๐จ๐ซ๐š ๐š๐ณ๐ฒ.

Ny tanora ao amin'ny Kaominina Andromba sy Amparihintsokatra no nahazo baolina kitra sy baolina baskety avy taminy.Tanora avy amin'ny fokontany rehetra no nandray soa.Tanjona amin'izany,ny hiala sy hiaro ny tanora tsy ho latsaka ao anatin'ny zava-mahadomelina, ary hampitombo ny firaisankina eo amin'ny tanร na amin'ny alalan'ny fanatanjahantena.
Ny Lehiben'ny Fokontany sy ny Ben'ny Tanร na no miandraikitra ny fizarana sy ny fampiasana ireo fanomezana ireo.

Fantatra ihany koa fa hanome simenitra ho fanampiana ny fanamboarana ny CSBI ao Andromba ity Solombavambahoaka ity, izay tetikasa iasan'ny Kaominina sy ny fokonolona miaraka.

Ny Ben'ny Tanร na, ireo tangalamena, ary tanora maro no tonga sy nisaotra an'i Andry Cousin sy ireo mpiara-miasa aminy noho ity fihetsika mendri-piderana ity, androany faha 27 aogositra 2026.
Marihina fa vola avy amin'ny paosin'ny Depiote mihitsy no nahafahana nividy ireo baolina natolotra ireo.

MORAMANGA:Nisambotra lehilahy 53 taona  ireo polisy avy ao amin'ny Commissariat Moramanga noho ny fanamboarana sy fivaro...
26/08/2026

MORAMANGA:

Nisambotra lehilahy 53 taona ireo polisy avy ao amin'ny Commissariat Moramanga noho ny fanamboarana sy fivarotana fahazoan-dalana mamily fiara hosoka.

Tonga ny vaovao avy amin'olona tsara sitrapo ary taorian'ny fanadihadiana sy ny vela-pandrika dia tratra ny voarohirohy ny faha 25 aogositra 2026.

Nandritra ny fisavana tao an-tranony dia hita sy nalaina avokoa ireo fitaovana nampiasainy : Ordinatera, Imprimante, Disque dur, fitomboka misy anaran'ny tompon'andraikitra CIM, cachet sec, ary carton rose.

Niaiky ny heloka vitany ilay lehilahy ary nilaza fa izy irery no nanao izany. Araka ny
nambarany dia 100.000 ar hatramin'ny 150 000 ar no vidiny nivarotany ny permis sandoka iray. Efa maro no efa namidiny araka ny fanazavana.

Mbola mitohy ny fanadihadiana. Manentana ny vahoaka ny talem-paritry filaminam-bahoaka Alaotra Mangoro, RAKOTOVAO Jean Christian,mba tsy hividy permis any ivelan'ny sampan-draharaha ofisialy.

FANAH & MIRANA : FAMPIRAISAM-PEO MIAVAKA:Fampiaraham-peo miavaka sy hafakely no voarakitra ao anatin'ity hira vaovao ity...
25/08/2026

FANAH & MIRANA : FAMPIRAISAM-PEO MIAVAKA:

Fampiaraham-peo miavaka sy hafakely no voarakitra ao anatin'ity hira vaovao ity. Kanto sy matihanina tanteraka, somary mitodika any amin'ny mozika maroloko na fusion ny gadona.

Matihanina daholo ireo mpitendry sy ny mpandrindra izay nametraka dian-tanana tao aminy : toy ny hoe i Njara tamin'ny gitara, Safidy tamin'ny valiha, Mirana tamin'ny kabรดsy, ary Andry Kely no nandrindra. Notendrena avokoa ny zava-maneno rehetra tao anatiny.
Mirana, ilay andriambavilanitra ao amin'ny dRy Kala Vazo izay efa tsy zoviana amin'ny maro eto Madagasikara, no mampiara-peo amin'i Fanah.Ary i Lalaina kosa no manao ny feo lafika.

๐Ÿ“ปHo henonao matetika eto amin'ny
BARAWA FM 101 Mhz ity hira kanto loatra ity.

AMBATONDRAZAKA:Nahazo fiofanana momba ny Tamberim-bidy amin'ny orinasa Ambatovy,ireo ben'ny tanร na avy amin'ny Ministera...
21/08/2026

AMBATONDRAZAKA:

Nahazo fiofanana momba ny Tamberim-bidy amin'ny orinasa Ambatovy,ireo ben'ny tanร na avy amin'ny Ministeran'ny Fitantanam-bola. Tanjona ny mba hahatratra mivantana mandeha
amin'ny vahoaka ny tombony, ka hampanjaka ny mangarahara.Amin'ny maha mpanara maso ny solombavabahoaka dia tonga nanome voninahitra izany i Andry Cousin ,solombavabahoakan'ny distrikan'Ambatondrazaka ny faha 21 aogositra 2026.
Tonga nanatrika koa ny Lehiben'ny Faritra Alaotra-Mangoro, ny Prรฉfet an'Ambatondrazaka.

Ho an'izay mitady tany malalaka azo hanaovana fotodrafitrasa lehibe, "espace" goavana, orinasa sns, dia misy tany hamidy...
20/08/2026

Ho an'izay mitady tany malalaka azo hanaovana fotodrafitrasa lehibe, "espace" goavana, orinasa sns, dia misy tany hamidy mirefy *5 ha 33 a 60 ca* sy *42 a 11 ca*, titrรฉ sy bornรฉ avokoa.

Ireo dia hita eo Atsimondrova Ambatondrazaka,ambany atsinanan'ny biraon'ny Kaominina Ambatondrazaka renivohitra.
Raha mahaliana anao dia antsoy mivantana ny tompony: 0344341594

Address

Ambatondrazaka

Telephone

+261349795724

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BARAWA FM ALAOTRA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BARAWA FM ALAOTRA:

Shortcuts

Share

Category