
11/08/2025
Salama daholo indray ary eee😊😊😊
Efa misasaka sahay indray ity ny volana ee?? Ho vita sahady ny vacances
Na izany aza ny asa mitohy foana ho anay aloha
Eto dia ten isaorana ianareo rehetra izay miantso anay isan'andro ary ireo rehetra mandefa hafatra miafina fa tena hita hoe liana amin'ila asa isika rehetra
Mankasitraka indrindra eee!!
Mbola vonona foana izahay hiasa sy hamaly izay rehetra fanontaniana rehetra manitikitika anareo
Ireto ary ny asa azonareo hiantsona anay ee:
👉 Manangana lafaoro gasy na koa hanao réparation ianareo dia afaka miantso anay
👉 Manangana pétrin na koa ireo petrinww simba
Fa ity iray ity no tianay asiana resaka manokana ho antsika mpanaraka rehetra
👉 Izahay dia manome formation rehetra momba ny m**o bota
Fa tsara hazavaina amintsika fa tsy manana boulangerie izahay hanomezana formation fa ireo izay efa manana boulangerie fa te hampitombo fidira-bola amin'ny alalan'ny m**o bota no omenay formation ka izahay no manantona anareo izay mila formation avy aty aminay ,ary mirary ny sarany
Ka raha te-hanitatra ny orinasa anareo ianareo dia tena afak miantso anay fa vonona hanome tolotra ho anareo izahay
Koa aza misalasala ary miantso ny laharana:
☎ 0388072766
☎0348286275
Na koa mandefa hafatra miafina raha mila fanazavana fanampiny isika
Ndao hiasa ary eeee😊😊😊
Mankasitraka hatrany!!!