15/01/2026
🌿 AHOANA NY FANAMBOARANA NY VOLO MORA TAPAKA (fototra ho an’ny rehetra) 🌿
1️⃣ Tapaho ny tendrony ✂️
Ny tendrony simba dia tsy azo sitranina intsony. Ny fanapahana kely tsy tapaka dia manakana ny fahatapahana tsy hiakatra.
2️⃣ Ahenao ny hafanana 🔥
Ahena ny fer à lisser, fer à boucler ary sèche-cheveux. Ampiasao foana ny protection thermique.
3️⃣ Aelanelano ny fitsaboana simika 🧪
Fadio ny coloration sy décoloration atao matetika loatra. Omeo fotoana ny volo hanamafy tena.
4️⃣ Hydratation + nutrition tsy tapaka 💧🥑
Ny volo mora tapaka dia mila rano sy menaka (lipides).
💆♀️ SOINS ARAKARAKA NY KARAZAN-VOLO
🟢 Volo maina / mora tapaka
👉 Tanjona : mamelona sy mampahalefaka
Shampoing doux tsy misy sulfate
Masque nourrissant 1–2×/herinandro
Huiles : coco, karité, ricin, avocat
Crème leave-in hydratant
🟣 Volo miloko na décoloré
👉 Tanjona : manamboatra sy miaro
Shampoing spécial cheveux colorés
Masque réparateur (kératine, protéines)
Bain d’huile alohan’ny shampoing
Sérum na crème protectrice
🔵 Volo crépu, frisé na bouclé
👉 Tanjona : hydratation lalina
Méthode LOC na LCO (Liquid–Oil–Cream)
Masque hydratant profond
Huiles : ricin, olive, jojoba
Coiffures protectrices (tsy tery)
🟠 Volo manify sy mora tapaka
👉 Tanjona : manamafy nefa tsy manavesatra
Shampoing doux manome volume
Masque maivana na soin protéiné indraindray
Sérum manamafy amin’ny tendrony
Fadio ny huile mavesatra loatra
🟡 Volo normal fa mora tapaka
👉 Tanjona : fifandanjana
Routine tsotra sy tsy tapaka
Masque hydratant isan-kerinandro
Huile maivana amin’ny halavan’ny volo
Massage ny cuir chevelu
🧴 RECETTES NATURELLES (1×/herinandro)
✨ Masque hydratant
2 sotro fihinanana yaourt
1 sotro fihinanana miel
1 sotro fihinanana huile d’olive
✨ Masque manamafy
1 atody 🥚
1 sotro fihinanana huile de ricin
1 sotro fihinanana huile de coco
🥗 Aza adino ny avy ao anatiny !
Misotroa rano betsaka 💧, mihinàna sakafo ara-pahasalamana 🥗, ahenao ny adin-tsaina 😌
➡️ Ny volo salama dia manomboka amin’ny fahasalaman’ny vatana ✨