RSF 103.2 Mhz

RSF 103.2 Mhz ''RADIO SANTATRA FIALAMBOLY
Mampiala-voly, Hira tsara, vaovao, Fandalinam-pinoana, Tsara ho fantatra, Tsikitsiky...''

17/05/2026

LPC ST CLAUDE AMBOHIMANDROSO 🎀🎁

09/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Solonirina Ramananjato, Ninida Soavolamirana, Ranto Debon, Ravo Andy, Larissa Ser, Amadu Jalloh, Tsito Alizany

Amin’izao vanim-potoana iainantsika izao… maro ny feo tsy re… maro ny hafatra tsy voateny… ary maro koa ny fanontaniana ...
06/05/2026

Amin’izao vanim-potoana iainantsika izao… maro ny feo tsy re… maro ny hafatra tsy voateny… ary maro koa ny fanontaniana tsy mbola nahazo valiny.

Ankehitriny… tonga ny fotoana hihainoana anao.

Tonga ny fotoana hanehoanao ny hevitrao… tsy misy tahotra, tsy misy sakana...

Isan’andro… manomboka amin’ny 7 ora hariva ka hatramin’ny 8 ora alina…
misokatra ho anao ny antso mivantana na sms

📞 Antso mivantana: 033 65 103 20
💬 SMS: 033 56 103 20

Na fanontaniana…
na Soson-kevitra…
na fijoroana vavolombelona…
na koa fitarainana mila ho henoina…

Eto… tsy misy feo very.
Eto… misy mihaino.
Eto… ianao no zava-dehibe.

Aza mangina…
Aza mitahiry irery…
Mitenena… satria ny feonao dia mety hanova zavatra.

📅 Isan’andro
🕖 7 ora hariva – 8 ora alina
📞 033 65 103 20 (Antso mivantana)
💬 033 56 103 20 (SMS)

Ny hira hangatahana aza adino😊✍🏼🎼🎵🎶

Sehatra iray… ho an’ny rehetra.
Feo iray… afaka manova ny rahampitso.



MARINA-TSY MITANILA-FITOVIANA

03/05/2026
02/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rakotomalala Sendra Herizo, Bob Serge Razafimahefa, Norotiana Rananja

15/04/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Evariste Rasolohery, Mari Angele Raivoarisoa, Fanirinianjara Nomena, Ravakaniaina Angelica

🐰P***A 2026🐇📢 📻 RSF 103.2 Fm  🌿HERINANDRO MASINA – P***A 2026🌿Ry mpihaino hajaina, tonga indray ny fotoana masina indrin...
03/04/2026

🐰P***A 2026🐇
📢 📻 RSF 103.2 Fm

🌿HERINANDRO MASINA – P***A 2026🌿
Ry mpihaino hajaina, tonga indray ny fotoana masina indrindra ho an’ny Kristianina maneran-tany.
Fotoana hahatsiarovana ny fijalian’i Jesoa Kristy, ny nahafatesany teo amin’ny hazofijaliana ary indrindra ny fitsanganany tamin’ny maty.
👉 Ny Herinandro Masina dia manomboka amin’ny Alahadin’ny Sampankazo ka mifarana amin’ny P***a, fotoana manamarika ny fandresena ny fahafatesana sy ny fanantenana
🙏 Fotoana izao :
✔ Hibebaka sy hiverina amin’Andriamanitra
✔ Hifamela heloka
✔ Hanao asa soa sy hifampitsinjo
💛 RSF – Radio Santatra Fialamboly dia manasa anao hiara-hankalaza ny P***a 2026 miaraka aminay, amin’ny alalan’ny hira, fandaharana manokana ary hafatra mampahery isan’andro.
🎶 Aoka ny fitiavana sy ny fiadanana no hanjaka ao am-pontsika rehetra!
📻 Araho hatrany ny RSF – miaraka aminao mandrakariva!

📢🔉🔊🎙️🎚️MIX PARTY💣📆 VENDREDI 📆📻RSF 103.2FM📻  🕓16H-17H🕔🎛️🎤DJ TAH DMC🎛️🎧🎛️🎤 FLEX AUX PLATINE🎧Aza adino ny manao
28/03/2026

📢🔉🔊🎙️🎚️MIX PARTY💣

📆 VENDREDI 📆

📻RSF 103.2FM📻

🕓16H-17H🕔

🎛️🎤DJ TAH DMC🎛️🎧
🎛️🎤 FLEX AUX PLATINE🎧

Aza adino ny manao

Address

Lot: 407 E Antsenakely
Ambohimandroso
109

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RSF 103.2 Mhz posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category