Mandja traiteur

Mandja traiteur Mandray commande gâteau, cocktails... ( pâtisserie rehetra)
Service traiteur à domicile (+10personnes)
Tél: 0343493727

20/01/2026

Mandray commande Gâteau hatrany izahay ô ! 🥰
Ho an'ny fety rehetra a ! ❤️❤️

Mp hatrany na antsoy ny 📞 0343493727 raha liana ianao !
Aty Ambohipo Tanana no misy anay 👈
Mankasitraka ô 🙏

25/11/2025

✨ Gâteaux de mariage & décoration simple ✨
Des créations élégantes, délicieuses et parfaitement adaptées à votre événement.
🎂💐 Réservez dès maintenant !

17/11/2025
Tsitako zay lazaina e , tsy misy vaovao mba tsara mitsy ato amin'ny facebook. Ny teniko fotsiny dia hoe sarobidy tokoa n...
18/06/2025

Tsitako zay lazaina e , tsy misy vaovao mba tsara mitsy ato amin'ny facebook.
Ny teniko fotsiny dia hoe sarobidy tokoa ny aina ka mila mitandrina ny amin'ny sakafo omena olona .
P.S : Ny ana rehefa tsy voafehiko sy tsy azoko antoka , dia tsy ataoko ary manda za na dia vola be aza .
Manomboka volana juin ty dia fety foana koa samia mitandrina avy , mijery ny daty foana rehefa mividy zavatra : za efa nahita mpivarotra nivarotra crème Danica lany date , t@ herintaona iny ( efa nipublierko tato izay ) .
Mila mitandrina foana isika .
Mirary fihononana feno ho anireo fianakaviana manamanjo .
Izahay manokana Mandja traiteur sy Mandja crea dia manome toky anareo fa zavatra azo antoka foana, madio, ary azonay antoka ny zavatra arosonay anareo .
Mankasitraka anareo rehetra mahatoky anay hatrany.

Tsy niova ny daty fetin'ny ray fa Alahady 15juin zao sode variana a ! Mbola mandray commande gâteau izahay ô ! Tsy ho an...
12/06/2025

Tsy niova ny daty fetin'ny ray fa Alahady 15juin zao sode variana a !
Mbola mandray commande gâteau izahay ô ! Tsy ho any fetin'ny ray ihany fa mandray commande ho any fety rehetra izahay.
Mp na antsoy ny 0343493727 raha liana ianao . Mankasitraka ô

Faly ery ne wa ny ankizy mahita anizao e .Mankasitraka nahatoky anay.Mp hatrany raha liana ianao
06/06/2025

Faly ery ne wa ny ankizy mahita anizao e .
Mankasitraka nahatoky anay.
Mp hatrany raha liana ianao

Anisany tena be mpanjifa eto aminay izy ity. Mankasitraka anareo hatrany nahatoky anay.
31/05/2025

Anisany tena be mpanjifa eto aminay izy ity. Mankasitraka anareo hatrany nahatoky anay.

30/05/2025

Mp hatrany na antsoy ny 0343493727 raha liana ianao.
Mankasitraka tompoko

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra ny fety omaly  . Mirary soa antsika rehetra hahavita ny adidintsika ,  ho reny mode...
26/05/2025

Miarahaba ny reny rehetra nahatratra ny fety omaly . Mirary soa antsika rehetra hahavita ny adidintsika , ho reny modely, ho ambinin-java- manasatra .
Mirary soa manokana ho anireo rehetra Te ho reny mba hahazo izay hiriana ihany koa.
Mankasitraka indrindra anareo rehetra nahatoky anay koa tamin'ny gâteau .
Mandray commande hatrany izahay. Aty Ambohipo Tanana no misy anay.

Mankasitraka hatrany nahatoky anay tompoko. Mirary soa o.
22/05/2025

Mankasitraka hatrany nahatoky anay tompoko. Mirary soa o.

Address

Ambohipo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mandja traiteur posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share