Radio Feon'i Mania Ambositra FM 104

Radio Feon'i Mania Ambositra FM 104 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Radio Feon'i Mania Ambositra FM 104, Radio Station, Bâtiment RAZAFIMAHALEO Est Vinany Ambositra, Ambositra.

31/08/2026
CR FAHIZAY FANDRAVA SY NY EKIPANY ALAHADY 3 MAI 2026Ho fanokafantsika miaraka ny faha 30 taona ny Radio Feon'i Mania Amb...
26/04/2026

CR FAHIZAY
FANDRAVA SY NY EKIPANY
ALAHADY 3 MAI 2026
Ho fanokafantsika miaraka ny faha 30 taona ny Radio Feon'i Mania Ambositra
ilay Radio akaiky anao hatrany 🙏
Fandrava allez toujours en avant 💪

💛💚13/02/2026💚💛 👉 ANDRO IRAISAM - PIRENENA HO AN' NY RADIO 👉 Ho fanamarihana izany dia niaraka nandio ny toeram-piasana i...
13/02/2026

💛💚13/02/2026💚💛

👉 ANDRO IRAISAM - PIRENENA HO AN' NY RADIO

👉 Ho fanamarihana izany dia niaraka nandio ny toeram-piasana izahay Mpiara miasa REHETRA Eto @ Radio Feon'i Mania FM 104 Ambositra
Fandrava akaiky anao hatrany 🙏

28/01/2026
FAMIDRAM - PITANTANANA Totosa androany teto Ambositra tao @ Tranon' ny Faritra ny famindram - pitantanana teo @ Talé - P...
27/01/2026

FAMIDRAM - PITANTANANA
Totosa androany teto Ambositra tao @ Tranon' ny Faritra ny famindram - pitantanana teo @ Talé - Paritry ny Fanajarina ny tany sy ny raharahan - tany teo aloha ANDRIAMAHATANA Joelis Charlis sy ny DR vaovao REALY manahirana Jean Tsihoaia
Izay notarihan' ny Ramatoa Préfet n ' Ambositra
Ary notronon' ny Lehiben' ny Faritra Mpisolon - toerana.
Nanome Voninahitra sy nanotrona kosa isika @ maha CT ny VPAN FIANARANTSOA
Sy ny Salon-tenan' ny SOLOMBAVAMBAHOAKA Haingo Nambina ary ireo olon- mana-kaja maro
Mankasitraka ny DR nahavita ary miarahaba sy mirary soa kosa ho an' ny DR vaovao
Radio Feon'i Mania akaiky anao hatrany 30 TAONA

FIFAMPIARAHABANA NAHA TRATRA NY TAONA VAOVAO 2026Eto @ RADIO FEON'I MANIA Ambositra Mifampirarisoa ho @ taona maro mitsi...
23/01/2026

FIFAMPIARAHABANA NAHA TRATRA NY TAONA VAOVAO 2026
Eto @ RADIO FEON'I MANIA Ambositra
Mifampirarisoa ho @ taona maro mitsingerina eee
FM 104 akaiky anao hatrany 🙏
Fandrava

FANDAHARANA POLITIQUE ETO @ RFM 104Vahiniko @ izao ora izao ny Solon - tenan ' ny ANTOKO TIM ETO AMBOSITRA Mr Julien Mr ...
19/01/2026

FANDAHARANA POLITIQUE ETO @ RFM 104
Vahiniko @ izao ora izao ny Solon - tenan ' ny ANTOKO TIM ETO AMBOSITRA
Mr Julien
Mr Thomas
Mirary soa hatrany 🙏
Radio Feon'i Mania akaiky anao hatrany 🙏

Address

Bâtiment RAZAFIMAHALEO Est Vinany Ambositra
Ambositra
306

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Feon'i Mania Ambositra FM 104 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category