Darivo

Darivo Darivo dit rivo

❗️⛈️80 hatramin’ny 100mm ny rotsakorana andrasana ao anatin’ny 24 ora eto amin'ny faritra atsimon'ny Nosy. Ka ho maro ty...
16/01/2025

❗️⛈️80 hatramin’ny 100mm ny rotsakorana andrasana ao anatin’ny 24 ora eto amin'ny faritra atsimon'ny Nosy. Ka ho maro ty rotsak'orana hisy manomboky androany tolakandro na haliky hatramin’ny Sabotsy 18 Janoary 2025 ho an’ny eto amin'ny faritra Atsimo andrefana sy Androy;

❌️Fampitandrema miloko mena ho an’i Atsimo andrefana sy Androy.

🔑 Météo Madagascar

Ndre miriorio ty tsiriry anosim-borona avao ty ipolianaee   Futur boss👊👊
02/11/2024

Ndre miriorio ty tsiriry anosim-borona avao ty ipolianaee

Futur boss👊👊

NY FAHAVALON'NY FIAINANA 101. **TAHOTRA**: Manakana anao tsy hahazo ny fahafahana.2. **TSY FAHALALANA**: Manakana anao t...
16/09/2024

NY FAHAVALON'NY FIAINANA 10

1. **TAHOTRA**: Manakana anao tsy hahazo ny fahafahana.

2. **TSY FAHALALANA**: Manakana anao tsy hanapa-kevitra tsara.

3. **FITAINTAINANA**: Manakana anao tsy hijery mazava.

4. **FIALONANA**: Manakana anao tsy hifantoka amin'ny tenanao.

5. **NY AMBOMPO**: Manakana anao tsy hianatra amin’ny hafa.

6. **FISALASALANA**: Manakana anao tsy hino ny tenanao sy handray risika hanatanterahana ny nofinofinao.

7. **FANKAHALANA**: Manakana anao tsy ho lasa olona tsara kokoa.

8. **TSY FAMELANA**: Manakana anao tsy hiaina amin’ny maha-olona afaka.

9. **FITAKA** : Manakana ny olona tsy hatoky anao.

10. **FANAMBONIAN-TENA**: Manakana anao tsy hahita sy hianatra amin'ny fahadisoanao.

Diniho ny fomba fiainanao sao misy amin’ireo fahavalo ireo, ary vonjeo izany alohan’ny hanimbany anao.

SourceⓂ️ Maji Mizara

Mankasitraka rehetra👏👏 Lasantsika aaa💃💃
11/09/2024

Mankasitraka rehetra👏👏
Lasantsika aaa💃💃

Address

Toliara
Ambovombe
604

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Darivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Darivo:

Share