
30/10/2023
๐ฃ๐ข๐๐๐ง๐๐๐ ๐๐๐๐๐ก๐ง๐ฅ๐๐๐๐ฆ๐๐ง๐๐ข๐ก ( #๐ง๐ผ๐ฝ ๐ฑ) ๐ฏ๐
โ๐ต๐ ๐๐๐๐
๐๐๐๐๐๐๐ ๐
๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐โ
Mila mandray anjara feno @ fampandrosoana ny vahoaka rehetra ary ovaina ny toe-tsaina (mentalitรฉ) fa mila ny fanjakana foibe ho mpiahy lava izao.
โ Aleo hianatra mitantana ireo collectivitรฉs. Mila sahy isika manome fahatokisana ny kaominina. Tsy voatery tonga dia ho lavorary ao anatinโny 5 taona izany, kanefa tsy maintsy atomboka izao.
โก Ny anjaranโny fanjakana foibe dia ny mampiofana ny benโny tanร na aminโny fitantanana.
โข Raha ny sora-bola (budget) hatrizay dia azo atao tsara ny manolotra 1 Miliara Ariary isaky ny kaominina akoatranโny ny fidiram-bola manokana anโizy ireo.
โฃ Ny dรฉcentralisation no ahafahana manohana ireo mpandraharaha madinika eny ifotony mba hanodina ny รฉconomie locale ary miady @ ny monopolisation hita eny anivon'ny minisitera.
โ
โโโโโโโโโโโโ
๐ค ๐ญ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ผ ๐ธ๐ผ๐ฎ ๐ป๐ ๐ต๐ฒ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ผ ๐บ๐ผ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฝ๐ผ๐น๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ฒฬ๐ฐ๐ฒ๐ป๐๐ฟ๐ฎ๐น๐ถ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป. ๐๐ป๐ผ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐๐ ๐ป๐ผ ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐๐๐ ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐น๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป'๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ถ๐ธ๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐ต๐ผ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐บ๐ฏ๐ฎ ๐ต๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฑ๐ฟ๐ผ๐๐ผ ๐ป๐ ๐๐ผ๐ฒ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐๐ ๐ฎ๐๐ ?? ๐ฃ