Antsafi Firaisankina Ampitatafika - Pejy Ofisialy

  • Home
  • Antsafi Firaisankina Ampitatafika - Pejy Ofisialy

Antsafi Firaisankina Ampitatafika - Pejy Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Antsafi Firaisankina Ampitatafika - Pejy Ofisialy, Digital creator, .

".....Mpanompoko Ianao, ry Isiraely o. Izay entiko mampiseho ny voninahitro." Isaia 49 : 3Indreto sarisary santionany ny...
14/09/2025

".....Mpanompoko Ianao, ry Isiraely o. Izay entiko mampiseho ny voninahitro." Isaia 49 : 3

Indreto sarisary santionany ny tamin’ny famaranam-bokatra taona 2025 sy fankalazana ny Ivon’ny faha 10 taona anay sampana ANTSAFI natao ny Alahady, 31 Aogositra 2025 lasa teo. Niarahana tamin’ny tarika LAURENT RAKOTOMAMONJY sy ny Jam Gospel 💜💜🕊️

Mankasitraka sy misaotra bé Dia bé ireo niara nanotrona sy nanatontosa izany fotoana izany.

Ary indrindra indrindra misaotra an’Andriamanitra fa raha tsy teo ny fitantanany dia ts nisy tanteraka izao rehetra izao.

Ao koa Ireo mpiara miasa rehetra hatramin'izay, ary ireo vahoakan'Andriamanitra rehetra.
Jesosy bé fitiavana anie amaly fitia antsika rehetra. 🙏
Ny voninahitra anie dia ho azy irery ihany

Pyrotechnie Mada

📣Fampianarana hoan'ny Tanora irahana amin'i Pst Iraka Hanitra, manentana antsika ho Tonga maro📣☺️
20/08/2025

📣
Fampianarana hoan'ny Tanora irahana amin'i Pst Iraka Hanitra,
manentana antsika ho Tonga maro📣☺️

Manasa antsika rehetra📣 Tongava maro☺️
20/08/2025

Manasa antsika rehetra📣
Tongava maro☺️

▶️ JAM GOSPEL

🎼 ANTSAM-PIDERANA

🎙JAM GOSPEL, LAURENT RAKOTOMAMONJY

| Alahady 31 Aogositra 2025
| FPVM AMPITATAFIKA FIRAISAN-KINA

👋 Fihaonantsika manaraka ...

🙏 Manasa anao hiara-hidera sy handray vaovao mahafaly!

✨ Alahady 10 aogositra 2025⛪ FPVM Foibe Taninanandrano Ampandrana  « Mpanompo tsy mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ...
10/08/2025

✨ Alahady 10 aogositra 2025
⛪ FPVM Foibe Taninanandrano Ampandrana

« Mpanompo tsy mahasoa izahay; ny tokony ho nataonay ihany no efa nataonay » Lioka 17:10b

Misaotra an’i Jesosy fa vita soa ny asa fitoriana ny anarany ❤️

" MPANOMPO TSY MAHASOA IZAHAY,..." Lioka 17:10bVolana AOGOSITRA 2025:Iraivolam-bokatra sy Ivon'ny Fankalazana ny faha 10...
26/07/2025

" MPANOMPO TSY MAHASOA IZAHAY,..."
Lioka 17:10b

Volana AOGOSITRA 2025:
Iraivolam-bokatra sy Ivon'ny Fankalazana ny faha 10 Taona ny Antsafi Firaisankina Ampitatafika
Mankasitraka antsika sahady ny amin'ny fanohanana🙏

Tahian'i Jesosy ☺️

Address


Telephone

+261346610343

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antsafi Firaisankina Ampitatafika - Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share