Commune Rurale Analavory ITASY

Commune Rurale Analavory ITASY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Commune Rurale Analavory ITASY, News & Media Website, ANALAVORY, Analavory.

11/03/2023
05/03/2023
Ny sabotsin'ny Ben'ny TanĂ nan'Analavory Rivo NAMBININA.Tena feno dia feno : 1-Fitsidihina ny fikarakarana ny kianja mait...
05/03/2023

Ny sabotsin'ny Ben'ny TanĂ nan'Analavory Rivo NAMBININA.
Tena feno dia feno :
1-Fitsidihina ny fikarakarana ny kianja maitso,
2-fiaingana sy fanolorana fanamiana FFCA Analavory,
3-Fambolen-kazo tany Bekitoza Ankorondrano,
4-Fivoriam-pokonolona Ambatomitsangana,
5-Fanolorana Maillot hoan'ny club fokontany Ambatomitsangana,
6-Fitsidihina CEG Analavory,
7-Fambolen-kazo sy voninkazo CEG Analavory,
8-Havoriana tany Bengitsy Analavory,
9- Fifampiarabana tratry ny taona fokontany Analavory.

VAOVAO MOMBAN'NY RIVODOZA Amin'izao fotoana anoratana izao dia miha mahazo vahana ny fitombon'ny herin'ny rivodoza   => ...
05/03/2023

VAOVAO MOMBAN'NY RIVODOZA
Amin'izao fotoana anoratana izao dia miha mahazo vahana ny fitombon'ny herin'ny rivodoza
=> Mahatratra hatrany amin'ny 95km/h ny rivotra mafy indrindra manodidina ny masony.
=> Ny rivotra amin'ankapobeany dia manodidina 75km/h.

-> Hitombo hery androany antoandro manomboka amin'ny 12 atoandro eo ho eo izy no mety hanomboka ahatratra ny stade . Amin'io fotoana io izy dia mety manodidina ny 195km any andrefana mifanitsy amin'ny morontsirak'i ,

Mivelatra be atrany AMPIVOTANY sy BOENY ny andro ratsy oentin'ity rivodoza ity
Etsy andaniny, hihaodihaody ao anatin'ny faritra 70km eo ho eo izy any andranomasina. Rehefa hanakaiky an'i TULEAR eo ho eo amin'ny 150km eo ho eo.

Manomboka androany eo ho eo amin'ny 12:00 eo izy no hanakaiky an'i TULEAR hihaodihaodiany io. Ary tsy hikisaka ao izy raha tsy amin'ny tolakandro. Ary eo anelanelan'ny Talata 07 mars 2023 tolakandro io ka hatramin'ny tolakandro dia mety eo ho eo amin'ny 170km eo ho eo fotsiny ny fikisahana mety ho vitany. Satria hanodidina ny 05km/h ka hatramin'ny 08km/h eo ho eo ny fikisahany.

NY METY HISIAN'NY FIVERENANA FANINTELONY HATAON'ITY RIVODOZA ITY amin'ny rehefa avy hanalavitra an'i Madagasikarika.

Source: JTWC,GFS,CYCLONEOI,METEOI,WINDY,CYCLONE EXTREME,METEO FRANCE

28/02/2023

Aza adino amin'ny Alahady 5 mars ho avy izao.
Final lehibe.

Nanatanteraka fivoriana lehibe ny teo anivon'ny Commune Rurale Analavory sy ireo Hotel lehibe misy ato amin'ny commune A...
27/02/2023

Nanatanteraka fivoriana lehibe ny teo anivon'ny Commune Rurale Analavory sy ireo Hotel lehibe misy ato amin'ny commune Analavory.
Dinika entina handaminana ny fiaraha-miasa entina hampandrosoana ny commune no natao teto.Tsapa mantsy fa anisan'ny manana Hotel lehibe maro ny Commune Analavory ary tena mitondra fandrosoana tokoa raha ny lafiny fizahan-tany no resahana.Nivohitra teto ireo tetika sy paika rehetra entina hampiroborobona ny fidiram-bolan'ireo Hotel misy ato amin'ny commune Analavory mba hisy fiatrikany amin'ny fandrosoan'ny commune izay tena imatimatesan'ireo mpitondra ankehitriny.
Ny ben'ny tanana araka izany no nitarika ny fivoriana izay
notronin'ireo mpiara-miasa aminy ary etsy an-daniny kosa ireo tompona- Hotel lehibe rehetra.
Izao dinika izao moa no natao dia ho tombotsoan'ny rehetra satria Analavory mandroso no tanjona.

Address

ANALAVORY
Analavory
117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Analavory ITASY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share