EASY Per1

EASY Per1 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EASY Per1, Andapa.

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”
------------------------
Mba abonéo ity page ity azfd havako 🙏🙏fa ato no ahitantsika ireo vokatra maro, s'il te plaît 🙏🙏.

-------------032 55 945 67-------------

💥Karakory anao ann,,,🤣🤣🤣Izovy aby mahay le bandy ty ato??? Manaova présent(e) ao @ com's-----------------------------Aza...
16/09/2025

💥Karakory anao ann,,,🤣🤣🤣
Izovy aby mahay le bandy ty ato??? Manaova présent(e) ao @ com's
-----------------------------
Aza adino mi abonnée page 🙏👉EASY Per1

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”                 ----------------------Miss Alène Big MJ Va...
04/08/2025

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”
----------------------
Miss Alène Big MJ Vaiavy Chila Pejy
Ato amin'ny pejy no ahitantsika ireo asan-tanako maro. Koa mba mangataka anao mba hanohana ny pege ko azfd havako na hanindry suivre ato👉EASY Per1
Contact: 032 55 945 67
☝☝☝ io ny num ako sao misy ilana
Zay fa mazotoa aby 🙏🙏🙏

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”                   -------------------------  Abonnez vous ...
31/07/2025

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”
-------------------------

Abonnez vous ma page 👉EASY Per1👈
Mandray commande. Yzay Sary tianao atao @ Crayon de couleur, Noir et blanc @ papier A4
Contact: 032 55 945 67

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”                   -------------------------  Davalt Record...
29/07/2025

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”
-------------------------
Davalt Record Team Rwikordz Mopcaan TR Tanjona Randrianarivelo Parish Jacquis Randria TR
Contact: 032 55 945 67 👈
Abonné page azfd havako 🙏🙏🙏
👉EASY Per1👈

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”                      -----------------------  Aza misalasa...
28/07/2025

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”
-----------------------
Aza misalasala miresaka amiko fa mandray anao ampitiavana
Contact: 032 55 945 67
Abonné ny page-ntsika havako 🙏🙏🙏
👉EASY Per1👈

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”                  ------------------------Manao azy ato.Ty ...
26/07/2025

🎨 “Ny pensilihazo no fiteniko, ianao no aingam-panahiko🖌🖌🖌 .”
------------------------
Manao azy ato.
Ty ny pageko vao² havako mba mangataka fanohanagna avy mba hi abonné ny pageko ty azafady havako s'il te plaît 🙏🙏🙏 fa ato no tena izy
EASY Per1

  💪EASY Per1
22/07/2025

💪
EASY Per1

Ity misy torohevitra vitsy vitsy izay mety hahasoa anao,  izay maniry te hampiasa ny talentany, na te hahafantatra ny ta...
06/07/2025

Ity misy torohevitra vitsy vitsy izay mety hahasoa anao, izay maniry te hampiasa ny talentany, na te hahafantatra ny talentany.

🔎 1. Fantaro aloha ny talentanao

Diniho izay zavatra ataonao amin-kafaliana sy mora aminao.

Asao ny olona manodidina hilaza izay hitany ho tanjaka sy fahaizanao.

Andramo zavatra vaovao, indraindray ny talentantsika miafina no miseho rehefa miaina zavatra hafa isika.

🌱 2. Ampiofanina sy atsangano

Raha ohatra hoe manan-talenta amin’ny hosodoko ianao, dia mianara teknika vaovao.

Raha tia miteny ianao, manaova fanazaran-tena amin’ny kabary.

Raha tia mihira, mianara feo sy fomba hanehoana izany amin’ny fomba matihanina.

🕒 3. Manàna faharetana

Tsy matotra avy hatrany ny talenta. Mila fanazaran-tena matetika sy fotoana.

Ataovy zavatra kely isan’andro, fa tsy miandry hirotsaka amin’ny asa lehibe indray mandeha.

📢 4. Asehoy amin’ny hafa

Zarao amin’ny olona ny asa sy ny fahaiza-manao ataonao, ohatra amin’ny alalan’ny media sosialy, seho, na tsenan-javakanto.

Mahasoa ny mahazo fanehoan-kevitra mba hihatsaranao hatrany.

👥 5. Mikaroka olona mitovy lalana

Midira amin’ny vondrona na fikambanana misy olona manana talenta mitovitovy.

Mianatra amin’ny olona efa mandroso kokoa, ary mizara amin’ny manomboka ihany koa.

🛤️ 6. Ataovy fidiram-bola raha tianao

Raha vonona sy mazoto ianao, azonao avadika ho asa na fandraharahana ny talentanao.

Mahazo manomboka amin’ny asa madinika sy fanolorana tolotra, rehefa mahazo laza dia mitombo.

Ampiasao ny talentanao mba ho lasa fidiram-bola ho anao.

Raha tianao, teneno hoe merci! Ary araho tsy tapaka ny pejy fa misy vahaolana ho anao ato.
Aza hadino partage, sy mi abonné page 👉EASY Per1

T@ zignUniversité de ToliaraEASY Per1
27/06/2025

T@ zign
Université de Toliara
EASY Per1

Bonne Fêtes de l'indépendanceEASY Per1 👈 suivez ma page ❤❤
26/06/2025

Bonne Fêtes de l'indépendance
EASY Per1 👈 suivez ma page ❤❤

Address

Andapa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EASY Per1 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share