Vahinialaradio officiel

Vahinialaradio officiel Vahiniala Radio 102.8 FM: Onjampeo manentana amin'ny fiarovana ny Tontolo iainana miainga eto Andasibe -TCE

Salama daholo isika. Be dia be ianareo no manontany hoe nankaiza ny Vahiniala Radio. Ny volana aprily 2025 no main'ny va...
10/07/2025

Salama daholo isika. Be dia be ianareo no manontany hoe nankaiza ny Vahiniala Radio. Ny volana aprily 2025 no main'ny varatra ny fitaovana fampitana onjampeo (emetteur). Miandry ny kojakoja fanolo avy any ivelany vao afaka mandeha indray. Na eo aza izany dia afaka mihaino vahiniala radio ianao amin'ity application ity alefako sary eto ambany. Afaka alefa sur whatsapp ilay application. Mandefasa hafatra miafina misy ny whatsapp nao. Mirary gôna aaa

24/03/2024
31/01/2024

Aiza avy ny Fokontany eto Andasibe tsy afaka maheno Vahinala Radio 102.8 Fm. Lazao anay eto aa.

21/09/2022

Eee, aty ny maso ee!!

21/09/2022

Aty amin'izay ary ny maso e!!

Address

Lot 127 A/INDRITECH ANDASIBE
Andasibe
514

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vahinialaradio officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category