B&H Record

B&H Record Maison de disques 💿
Producteur || Best 🥷🏻🏴‍
Mixage ¦∆¦ Mastering 🧊
Watssapp : +261 34 92 142 87 ☎️

HO ANAREO MPANAKANTO🎤 MANAN-TALENTA NEFA TSISY MPANOHANA , ITY ILAY NIANDRASANA🎉CONCOURS GOAVANA  SOKAJY TELO IRETO IZAY...
29/11/2025

HO ANAREO MPANAKANTO🎤 MANAN-TALENTA NEFA TSISY MPANOHANA , ITY ILAY NIANDRASANA🎉
CONCOURS GOAVANA SOKAJY TELO IRETO IZAY SAFIDINAO TSY MIFIDY TITRE FA IZAY TINAO:
1-AFRO BEAT
2-DANCEHALL
3-RNB

OMENAY INSTRUMENTAL MITOVY IANAREO, DIA IZAY TENA MAHAY & BE REACTION INDRINDRA NO MIVOAKA MPANDRESY🏆

LOKA: AMPIDIRINA LABEL & TOHANANAY IANAO 🎤, CLIP🎬 NON LIMITE
+ CADEAUX SURPRISE🎉

Nb: IRAY ISIKA NY GADONA NO MIVOAKA MPANDRESY🏆

MANOMBOKA ANIO NY LALAO KA AZA TARA, ARY LAZAINA ETO IHANY NY DATE IVOAHAN`NY MPANDRESY, TONGA DIA PUBLIENAY ETO IHANY IZAY VIDEO TONGA ALOHA, AFAKA MIDITRA STUDIO IANAO DIA AFAKA ATAONAO TSOTRA IHANY KOA FA TSY MAHATAKONA NY FAHAIZANAO IZANY👏🏽

MP NY INSCRIPTION SY NY FANAZAVANA FANAMPINY✍🏽

CONTACT: 0383266611
WHATSAPP: 0349214287
LIEUX : ANDOHARANOFOTSY TANA

AGNY KOA MIFANÔJO 🎉🎉PHARAON  X Maman'i Tsôlôlô ⚡AMBANJA - NOSY BE - 💫B&H Record  🐎
22/11/2025

AGNY KOA MIFANÔJO 🎉🎉
PHARAON X Maman'i Tsôlôlô ⚡
AMBANJA - NOSY BE - 💫
B&H Record 🐎

AGRAD OFISIALY 🖖🏽 TONGASOA ATO @ B&H Record 🐎🎙️.MISOKATRA ISANANDRO 7/7 IZAHAY .ARY HO ANAO IZAY, HIARAHIASA 👇🏽_ RECORDI...
07/11/2025

AGRAD OFISIALY 🖖🏽 TONGASOA ATO @ B&H Record 🐎🎙️.
MISOKATRA ISANANDRO 7/7 IZAHAY .
ARY HO ANAO IZAY, HIARAHIASA 👇🏽
_ RECORDING || BEATMAKING|| 🎹
_ MIXING || MASTERING 🎛️🎚️
_ CLIP / LYRICS / VISUAL / VOIX OFF 🔁

MISY SURPRISE BE HO ANAO ANDROANY 🎉
FA TONGAVA MP SAO IANAO NO HO TSARA VINTANA 🎉🎉.

TOERANA : ANTANANARIVO - ANDOHARANOFOTSY 🔁
+261 38 32 666 11 ☎️
Watssapp +261 34 92 142 87 .

25/10/2025

🎊 SURPRISE 🎊

Nouveautés 2025 🔥
Artiste: WiseBoy
Titre: Solo
A/C: WISEBOY
Beat: Welmis
Mix,Master,Arr:Best
Studio : B & H Record
Label: B & H
Real: Foxtrot

Lien Youtube :https://youtu.be/2m-lWpkEOf4?si=bJOdWwQlb48yYvqI

Partageo max be havako 🙏

Nouveau projet _ PHARAON x WiseBoy 🔥misy promotion sy akitsapaka be androany mety azahoanao surprise 🎉 fa midira mp na 0...
24/10/2025

Nouveau projet _ PHARAON x WiseBoy 🔥
misy promotion sy akitsapaka be androany mety azahoanao surprise 🎉 fa midira mp na 038 32 666 11 ☎️
ary misokatra isanandro 7/7 hoan'izay hiaramiasa :
_ Recording || Beatmaking || Mixing || Mastering 🎹
_ Clip || Distrubiteur || Matraquage 🔥
_ Hiketrika Album na hiditra Label
_ Manoratra Hira ihiany koa izahay ( A/C )

Toerana : Antananarivo Andoharanofotsy
Watssapp : 034 92 142 87

NB : Raha misy manager na sponsor hiaramiasa : B&H Record aza misalasala mifandray mivantana - 038 32 666 11 📞

Tongasoa ato @ B&H Record 🚨 frère Black Sandrios 🔥,Misokatra FOANA 7/7 izahay arymidira Mp na miantso mivantana 038 32 6...
15/10/2025

Tongasoa ato @ B&H Record 🚨 frère Black Sandrios 🔥,
Misokatra FOANA 7/7 izahay ary
midira Mp na miantso mivantana 038 32 666 11 zay mila fiarahamiasa :
_ Recording || Mixing | Mastering
_ Creation instrumental / clip / Lyrics 🎬
_ LABEL 🎉 /Album EP
_ Manoratra hira ihiany koa 🎶 rehetra izay ilainao ,
_ Afaka manao distributeur & matraquage 🚀

Toerana : Antananarivo Andoharanofotsy

Efa afaka henoina 🎶 fansWelmis off
14/10/2025

Efa afaka henoina 🎶
fans
Welmis off

Stream and Save ADIDY - Distributed by DistroKid

Address

Andoharanofotsy
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when B&H Record posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share