VatoVy

VatoVy Vondrona tanora mpilalao tantara an'onjam-peo, tantara an-tsehatra eto Fianarantsoa. " Ampitomboy ny talenta anananao, mizarà fanabeazana ho an'ny manodidina"

🇲🇬"Teny Malagasy teny velona manorina firenena vanona"🇲🇬☑️Amin'izao fankalazana sy fanandratana ny teny Malagasy izao di...
21/06/2026

🇲🇬"Teny Malagasy teny velona manorina firenena vanona"🇲🇬

☑️Amin'izao fankalazana sy fanandratana ny teny Malagasy izao dia mahafaly anay mpikambana ato amin'ny VatoVy ny manolotra kilalao ho antsika rehetra, indrindra manome vahana an'ireo mpanoratra namana.

➡️Manaova tononkalo andininy roa farafahabeny ao amin'ny tsikera (commentaire) izay mahavoafehy ny lohahevitra hoe "Teny Malagasy teny velona manorina firenena vanona".

🗓️Manomboka androany ny lalao ary mifarana ny 30 Jona 2026.

🇲🇬❤️ Andao homena lanja ny teny Malagasy. Koa asao ny namana hanamarika fitiavana (réaction) amin'ny tsikera (commentaire) izay ataonao eo ambany. Satria amin'ny alalan'ny habetsahan'ny olona mitia ny tsikera no hifidianana azy.
➡️ Miandry anao ny loka tsara amin'ny maha Malagasy 🇲🇬🇲🇬

Andao àry e 😉.
VatoVy mandala ny teny Malagasy ❤️🥰

Anao maditra ee🤓
19/06/2026

Anao maditra ee🤓

ANDAO HISAOTRA ANDRIAMANITRA FA TSARA IZY🙏🙏MIRARY TONTOLON'ANDRO MAHAFINARITRA 🎉🎉🎉
18/06/2026

ANDAO HISAOTRA ANDRIAMANITRA FA TSARA IZY🙏🙏
MIRARY TONTOLON'ANDRO MAHAFINARITRA 🎉🎉🎉

17/06/2026

Big shout out to my newest top fans! Antso Andriamanohifitia, Lova Tah, Aili Tãh, Fenofitia Marcelle, Rabearisoa Fidiharisaina Naly Fy, Randriatsitohaina José Norky, S'y Jays, Sonyà Michelle

Aiza ny lanitra moa hianao???🤭
16/06/2026

Aiza ny lanitra moa hianao???🤭

Vo mifoha maraina de célibataire 😁🤭 !!!Vahaolana efa omena 🤗,andro mangatsiaka ty de mbola miafy eo ihan🙄!!!io @3 nao io...
16/06/2026

Vo mifoha maraina de célibataire 😁🤭 !!!
Vahaolana efa omena 🤗,andro mangatsiaka ty de mbola miafy eo ihan🙄!!!io @3 nao io le hanome hafanana anao😊😘

Nareooo ein 😅 !!!
15/06/2026

Nareooo ein 😅 !!!

ngamba lahitokana lery de nahazo anabavy😂Bonne lundi daoly arany ee🎉🎉
15/06/2026

ngamba lahitokana lery de nahazo anabavy😂

Bonne lundi daoly arany ee🎉🎉

Aleo tonga de miteny hoe tsy misy cadeau ee!!!te-hisaraka fotsiny iii😅😂😂!!!
13/06/2026

Aleo tonga de miteny hoe tsy misy cadeau ee!!!te-hisaraka fotsiny iii😅😂😂!!!

Vao maraina loatra e😭😂 Firy sy firy ny boll tao fa ny admin tsy nijery🤣
12/06/2026

Vao maraina loatra e😭😂 Firy sy firy ny boll tao fa ny admin tsy nijery🤣

Address

Andrainjato
Andrainjato
301

Telephone

+261345647973

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VatoVy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share