THT Reveo milay foana ny mozika malagasy
THT depuis 2012
034 24 983 36
(2)

Groupe de musique urbaine (a base de hip hop) fondé en 2008 par 3 cousins issu du quartier d'Andranomena. THT s'est fait connaître à partir de l'année 2012 grâce à des morceaux rap tel que "tsy ho vitanao", "just akama".

13/04/2026

Manahoana ianareo androany?

13/04/2026

Amin'ilay boom bap mampananga-tanana sy mampietsika loha
Kifenao va?
Sphynx - Tanora

THT dia THT foana ary efa hita ny marimaritra iraisanay 3 mtsam 😁Fampisehoana vitsivitsy sy hira vitsivitsy isan-taona 🤩...
13/04/2026

THT dia THT foana ary efa hita ny marimaritra iraisanay 3 mtsam 😁
Fampisehoana vitsivitsy sy hira vitsivitsy isan-taona 🤩
Fa etsy ankilany ny tsirairay dia afaka manao solo arrak'izay feeling sy reviny...Henoy anie ity son vaovao ako ity ?
Motivaka be hoanao amin'izao andro alatsinainy izao

“Tanora” (Jeune) est un morceau de motivation dédié à la jeunesse.Ce titre parle de parcours, d’erreurs, d’apprentissage et de réussite.Être jeune, c’est ose...

08/04/2026

Ianao ilay natokisako atrizay tsy mba namadika

Tsy G2010 koa ny G2010 raha tsy nisy ireo clip nanamarika be dia be nataon'i RAMO an.....Iza no tena nanamarika anareo? ...
08/04/2026

Tsy G2010 koa ny G2010 raha tsy nisy ireo clip nanamarika be dia be nataon'i RAMO an.....Iza no tena nanamarika anareo?
Tena misy maro be

08/04/2026

Rehefa misaraka ny mpifankatia dia iza no tena marary sy mijaly koakoa? Ilay bandy sa ilay madio saina?

08/04/2026

Mitahiry fahatsiarovana tsy mety maty ato am-poko ity hira ity...ehhh...enao mantsy iny.

08/04/2026

Za te hikozy aminao hoe : "I love you fa tsy sahy niteny......"
Izay generation THT dia mkozy be ao am commentaire fotsiny hoe "avereno"

02/04/2026

Mirary soa

Henoy sy jereo tsara ity dia ho fantatrao tsara ny tantara sy ny lalana nolalovan'ny tarika
01/04/2026

Henoy sy jereo tsara ity dia ho fantatrao tsara ny tantara sy ny lalana nolalovan'ny tarika

Ce morceau, c’est un bilan… et un nouveau départ.D’un côté, l’histoire de THT : les hauts, les bas, ce qu’on a construit.De l’autre, moi face à moi-même.Arti...

Address

ANDRANOMENA
Andranomena
101

Telephone

+261343946210

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when THT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to THT:

Share