Lovitao Zakarandah Fiv-5

Lovitao Zakarandah Fiv-5 "𝓛𝓸𝓿𝓲𝓽π“ͺ𝓸 𝓩π“ͺ𝓴π“ͺ𝓻π“ͺ𝓷𝓭π“ͺ𝓱 , 𝓼π“ͺ𝓱𝔂 𝓼𝔂 𝓽𝓲π“ͺ 𝓢𝓲π“ͺ𝓻π“ͺ𝓴π“ͺ" π“π“π““π“˜π“π“π“¨ 𝑆𝐸𝐸𝑂𝑁𝐸𝐸
β€πŸ’œβšœπŸ’›

LASY FANEVAMamy erΓ½ 'reto Louveteaux an'i Zakarandah retoπŸ’›Raiso amin'ny haza vitan'ise ny anjaran'iseπŸ€πŸ»πŸ’›βšœ
27/08/2026

LASY FANEVA
Mamy erΓ½ 'reto Louveteaux an'i Zakarandah retoπŸ’›

Raiso amin'ny haza vitan'ise ny anjaran'iseπŸ€πŸ»πŸ’›βšœ



VITA SOA NY LASIN-JOBILY 100 TAONA! Feno fankasitrahana sy hafaliana izahay rehefa vita soa aman-tsara ny Lasin-Jobily f...
26/08/2026

VITA SOA NY LASIN-JOBILY 100 TAONA!
Feno fankasitrahana sy hafaliana izahay rehefa vita soa aman-tsara ny Lasin-Jobily faha-100 taona. πŸ•οΈπŸ’œ
Fotoana tsy hay hadinoina, feno fiombonana, fifankatiavana, traikefa ary fahatsiarovana sarobidy. ❀️
πŸ™ Misaotra an’Andriamanitra nitantana sy niaro anay nandritra ny lasy rehetra. Misaotra ihany koa ireo rehetra nandray anjara sy nanohana ka nahatonga ity fotoana lehibe ity ho tanteraka.

Ora sisa no isaina de lasa tsika o!!!✨    Rapitso amin'ny 6ora sy sasany ny fiaingana eny amin'ny Terrain Synthétique Be...
16/08/2026

Ora sisa no isaina de lasa tsika o!!!✨
Rapitso amin'ny 6ora sy sasany ny fiaingana eny amin'ny Terrain SynthΓ©tique Betongoloβ€πŸ’œ

J-4 sisa o!βšœπŸ’œβ€Efa tena akaiky ny lasy zareo a!!Mivonona!
13/08/2026

J-4 sisa o!βšœπŸ’œβ€
Efa tena akaiky ny lasy zareo a!!
Mivonona!



11/08/2026

1926-2026
Tojo ny faha-100 taona
Mahareta tsara re
Amin'ny asa fanompoana
Zava-tsoa lehibe..πŸ’œβ€

Efa akaiky ny lasy r’se a!
Lasy Jobily faha-100 taona ny Zakarandah mamintsika, izay hotanterahina any Manambato, ny 17 ka hatramin’ny 26 Aogositra 2026.
Fotoana lehibe sy miavaka ho antsika izao, fotoana hiarahana, hifampizarana, hianarana ary indrindra hankalazana miaraka ny 100 taona.
>MiomΓ na dieny izao!
>Omano ny fitaovana,
>Omano ny herim-po,
>Ary indrindra, omano ny fo hiaina ity lasy tsy hay hadinoina ity!

βˆ†Aza adino ihany koa ny Rojom-bavaka isaky ny amin'ny 8ora alina ho fitondrana am-bavaka ity Lasy faha-100taona ityπŸ™??


VAVAKA HO AN'NY MPANALA FANADINANAπŸ™πŸ»>Hery lehibe ho an'ireo beazina ny fanontronana azy ireo⚜
07/06/2026

VAVAKA HO AN'NY MPANALA FANADINANAπŸ™πŸ»
>Hery lehibe ho an'ireo beazina ny fanontronana azy ireo⚜


"Nahatoky tamin'ny kely ise dia hotendreko ho mpanapaka ny be" (Matio 25:21b)✨ Tontosa soa aman-tsara ny IVON'NY FANKALA...
23/05/2026

"Nahatoky tamin'ny kely ise dia hotendreko ho mpanapaka ny be" (Matio 25:21b)

✨ Tontosa soa aman-tsara ny IVON'NY FANKALAZANA NY faha-90 taonan’ny Lovitao ✨tao @ Gymnase Couvert Mahamasina
Faly izahay nizara fotoana feno hafaliana, firaisankina ary fahatsiarovana niaraka tamin’ny rehetra πŸ’›πŸ’™
πŸ™ Mankasitraka an’Andriamanitra sy ireo rehetra nandray anjara tamin’izao hetsika lehibe izao.

⚜ Fivondronana VΓ¨me Zakarandah GilpinπŸ’œβ€
πŸ“Œ Analamanga Afovoany

Address

Rasalama
Andravoahangy

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lovitao Zakarandah Fiv-5 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share