VibeRecording

VibeRecording Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VibeRecording, Record Label, Ankadivato, Anjanahary.

VibeRecording est une maison de production musicale qui travaille avec les artistes locaux dans le but d'améliorer encore plus la qualité musicale et artistique malgache

15/08/2025

Arrangement Alinalina 🎹
Iza ary no mahay anzany hira izany ??
Hira talohaloha ilay izy....

11/08/2025

💥Jazz tohatohabato
- Drakidraky- de


Ramahefason
Ramahefason
Rasolomahatratra

Efa manao composition i Kiera ( mpianatra eto amin'ny CAM)   izy fa sady mitendry violon.
18/07/2025

Efa manao composition i Kiera ( mpianatra eto amin'ny CAM) izy fa sady mitendry violon.

💥Hiangaly Hira iray " jazz " iray efa taloha izay i Linah Razz ( Mpihira Jazz )  , efa nahazo alalana tamin'ilay mpamoro...
12/07/2025

💥Hiangaly Hira iray " jazz " iray efa taloha izay i Linah Razz ( Mpihira Jazz ) , efa nahazo alalana tamin'ilay mpamoron-kira lehibe iray eto amitsika....tsy ho lazaiko fa ho hitantsika tsy ho ela.

Fa tena lehibe ny maha-samihafa ilay saxophone sy guitare atao prise de son amin'ny arrangement miotra ny saxophone sy g...
08/07/2025

Fa tena lehibe ny maha-samihafa ilay saxophone sy guitare atao prise de son amin'ny arrangement miotra ny saxophone sy guitare ao anaty vst instrument.

💥Vita ny prise de son an'ny FIM ( Feo Iray Miaradia ) cover gospel iray mahafinaritra be teto amin'ny VibeRecording B ( ...
03/07/2025

💥Vita ny prise de son an'ny FIM ( Feo Iray Miaradia ) cover gospel iray mahafinaritra be teto amin'ny VibeRecording B ( ambodivona )

💥Pour information 💥Misy  02 ny VibeRecording :🏠 Ny VibeRecording * Studio-A*  iray eny Ankadivato ( eny amin'ny CAM ) pr...
05/06/2025

💥Pour information 💥
Misy 02 ny VibeRecording :
🏠 Ny VibeRecording * Studio-A* iray eny Ankadivato ( eny amin'ny CAM ) près de l'église catholique
🏠 Ny VibeRecording * Studio-B * iray eny Ambodivona ( Près de Vatsy sy supermaki)
💢🚗[ Amoron-dalana daholo ]

03/06/2025

💥Misy fotoana tena te hilalao fotsiny mitsy e!

Dia mahafinaritra ny mandray ireto namana ireto fa dia sady miasa no mifananihany tsy misy farany ...😅
21/05/2025

Dia mahafinaritra ny mandray ireto namana ireto fa dia sady miasa no mifananihany tsy misy farany ...😅



🎉 Première sortie réussie pour ma petite sonorisation "VibeRecording" 🎶À l'occasion du 5ᵉ anniversaire du restaurant La ...
19/05/2025

🎉 Première sortie réussie pour ma petite sonorisation "VibeRecording" 🎶

À l'occasion du 5ᵉ anniversaire du restaurant La Plantation, situé à Ankorondrano, Antananarivo, j'ai eu le plaisir de déployer pour la première fois ma petite sonorisation "VibeRecording". L'ambiance était au rendez-vous, et ce fut un véritable régal de contribuer à cette célébration mémorable.

Un grand merci à Dera pour ce Console Desk  tout en rouge, réalisé avec une finition d'une grande précision pour le Vibe...
07/05/2025

Un grand merci à Dera pour ce Console Desk tout en rouge, réalisé avec une finition d'une grande précision pour le VibeRecording à Ankadivato. Un travail soigné qui reflète parfaitement l'esprit du studio. Sur be Dera Ratianarivoson . 🙏🙏

Address

Ankadivato
Anjanahary

Telephone

+261349811195

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VibeRecording posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to VibeRecording:

Share

Category