10/07/2023
Samy MALAGASY👍🔥
Iray nosy isika ,samy Malagasy
Samy tsara aby fa tsy misy ratsy🌟
Koa mifankatiava , mifandefera🙏
Mba tsy hisy hafa satria iray firenena
Tazomy tsy ho rava ny fihavanana👫
Ndeha hifandefitra ,hifanome tanana
´ndeha hiray hina fa samy Malagasy🔥
Fihavanana aza ariana ratsy😍
Andeha hamerina ireo soatoavina🙏
Hifampitsimbina fa tsy hifampiavona😍
Fa samy Gasy aby ,na samy hafa foko
Samy gasy aby na tsy mitovy loko✨
Ka aoka tsy saranga no ndeha hampizarazara👍✨
Iray ihany ny tanjona dia ny hikatsaka ny tsara💓
Koa ndeha hifandefitra,hifanome tanana👋
Tsy avela ho ravan ´ny vola ny “fihavanana”🙏🔥
#Miah Henintsoa🎶
Abonez ny page🙏✨