18/09/2026
Raccourci prompt IA ho an'ny varotra sy business :
⚡ /VENDRE
Mivarotra amin’ny Facebook ianao…
Fa rehefa tonga amin’ilay hoe:
❌ “Inona no hosoratako?”
❌ “Ahoana no hampahasarika client?”
❌ “Ahoana no hanaovana publication tsy toa publicité be loatra?”
Dia mandany fotoana 😩
👉 Ity misy raccourci prompt IA iray azonao ampiasaina avy hatrany.
⚡ /VENDRE
Ampidiro ao amin’ny ChatGPT, Claude na Gemini :
/VENDRE
Produit : [anarana]
Prix : [prix]
Cible : [client cible]
Avantage principal : [avantage]
Ataovy :
- Hook mahasarika
- Description courte
- 3 bénéfices
- CTA mampanao commande
Ataovy Malagasy naturel, simple, crédible ary tsy toy ny publicité robotique.
Afaka manome anao publication vonona halefa ny IA.
👉 Commande iray → asa iray.
📌 Te hahazo ireo raccourcis hafa manaraka ve ianao ?
Soraty ao amin’ny commentaire izay ilainao?
🤖 Mila fanampiana? TADIDIO, Mamaly anao 24/7 ny Assistant IA DADA Tec momba ny IA, Android sy ny teknolojia!
📲 DADA Tec – Le Papa Digital 🚀