nounoursran

nounoursran Toutes les bonnes adresses de Madagascar que je te partage avec plaisir 🍽️😋🛍️👣

DM for collabs

11/05/2026

Resaka any ampiangonana miarak@ zaza :
Any an-dafy hono a, misy section crèche-garderie kely ao ampiangonana dia ny ray amandreny mivavaka dia ny zazakely afaka apetraka ao dia sady milalao ao izy mandrapahavita ny lamesa.
Eo akaiky eo ihany a fa tsy hoe tokontany samihafa.

Ahoana ny hevitrao ?

Perso : ao am coms 👇

Aux 60 ans de ma mère... ❤️ 25-04-26Niaraka daholo izahay mianakavy kely dia nandeha nanao pique-nique tany Alasora, tao...
26/04/2026

Aux 60 ans de ma mère... ❤️
25-04-26

Niaraka daholo izahay mianakavy kely dia nandeha nanao pique-nique tany Alasora, tao amin'ilay hoe Villa David. 😊

Comme d'hab tsy lany ilay kaly 😆 🤤🥂

Ilay toerana mahafinaritra kely, misy piscine, tsara rivotra no sady mahafinaritra ilay fandraisana.
L'endroit dispose également d'une maison d'hôtes toute équipée style air bnb...

Merci à ma maman, pour tout vraiment 🌹 Je n'ai pas forcément les mots pour exprimer ce que je ressens là tout de suite mais, je n'en pense pas moins.
Neny, Mamie, on t'aime 🥰❤️ Ho lava velona ✨

Tsy tantaraiko be tsony fa efa kopy izay kopy 😉 Milaaay be daholo ny kaly eo 🍽️ Nefa ny vidiny tena ao tsara 🫶🏻 Mety aml...
14/04/2026

Tsy tantaraiko be tsony fa efa kopy izay kopy 😉

Milaaay be daholo ny kaly eo 🍽️ Nefa ny vidiny tena ao tsara 🫶🏻 Mety amle pochentsika mianakavy.

Tsock, brochettes, nems, misao, jus, sns.

Fa na io salade hoanina amle sambos io aza oa : matsiro !! Ilay jus koa marihitra tsara ❤️

Dia tamin’io za vao nihinana ilay lasopy soucril-anzareo 😆

Am 4 eo izy no manomboka, tsy misokatra alahady.

05/04/2026

Samia mitanisa ny zavatra nohaniny androany ara !

Journal de bord de Pâques : androany enao mety leo be, fa rapitso ihany enao dia hahatsiaro hoe ireto ilay kaaaaly be omaly (na afakomaly fa mbola lundi de Pâques kay radem 😁)

Ao anaty coms ao kou nena !

Pov : le bruit de ça je vous le dis 🥰✨ mmmmh

😁✨🎬🎥 🌸🍃
03/04/2026

😁✨🎬🎥

🌸🍃

03/04/2026

Efa maika be aho hihinana School Milk, Corniko, Cassata, Royal Rhum Raisins, Bon Beurre, Push Push, sns... 😁❤️

Betsaka ianareo no nanontany ahy hoe ahoana tsara ity toerana ity ka dia indro ary asehoako anareo ny ao anatiny. Tsindr...
29/03/2026

Betsaka ianareo no nanontany ahy hoe ahoana tsara ity toerana ity ka dia indro ary asehoako anareo ny ao anatiny. Tsindrio tsirairay ilay sary sy vidéos dia lazao ahy ny fahitanao azy😊 Tena ngeza ilay toerana.
Tamin’izy mbola tsy tena nisokatra tsara aho no nakany voalohany ary agréablement surprise.

Eo am By pass coté Iavoloha no misy azy. Eo am Total sampanana Ambohijanaka ianao no mitsofoka pavé dia io tazana io izy satria mbola tsy misy trano manakona azy. « Pêche Récréative 🎣 » no soratra eo amle panneau publicitaire ngeza be.

Manjono ny tena atao ao, fa sady toerana azo hisakafoanana sy hipetrapetrahana ihany koa izy, misy grillades sy sakafo karazany, mety amin’ny rehetra. Dia ny impression anao ao anatiny dia ilay efa nolazaiko tamle post-ako voalohany, c’est paisible.

Mahafinaritra hoe mba mitombo ny fialambolin’ny gasy ary tsy lavitra ny ville dia efa afaka mi-développer passion anakiray.

👉 Mais sur un ton plus sérieux, ireto avy ny zavatra nampieritreritra ahy tamin’ity toerana ity na dia mbola en construction teo aza izy :
- Le déclin rapide de la qualité du service et des infrastructures : je pense que vous comprenez aisément pourquoi je me pose ces questions en premier. Le client a quand même droit à un service à hauteur de ce qu’il paye et non accepter une situation à hauteur du stéréotype que tout le monde connait déjà. J’espère sincèrement que les proprios se pencheront sérieusement sur la question de l’expérience client.

- L’impact de cet endroit sur notre environnement : mampanontany tena ahy ihany ny Étude d’Impact Environnemental naroson’ity projet ity tamin’izy nangataka ny hipetraka eo amin’io toerana io ka nahavalidé azy teo anivon’ny fanjakana. Hoe ohatrany ahoana tsara ? On est tous en droit d’émettre des doutes je pense sur l’avenir. - Quel impact direct sur notre environnement, quid de la gestion des déchets, avoir construit un énorme étang artificiel (ou lac ? À vous de me dire, je ne sais pas) a-t-il eu ou aura-t-il des conséquences positives ou négatives pour nous ? Lesquelles ? Etc.

Je lance le sujet mais c’est à chacun de se faire une réflexion, non pas sur un seul endroit uniquement mais sur encore beaucoup d’autres qui ont bénéficié d’investissements internationaux pour exister.

Enfin, ceci n’a aucunement le but d’empêcher quiconque de soutenir un commerce, mais juste de vous montrer l’évolution de ce qui nous entoure, de ce que devient notre pays, et de ce que nous pourrions laisser aux générations futures.

Chacun a droit à la transparence, surtout sur un sujet touchant autant de monde que l’environnement, car ce n’est que l’articulation de la confiance du peuple en l’Administration.

Za tsy mpanjono, fa mahavariana ahy nefa ilay izy, dia tiako tsotra izao fotsiny ity toerana ngeza be ity. 🎣Afaka hoe mi...
28/03/2026

Za tsy mpanjono, fa mahavariana ahy nefa ilay izy, dia tiako tsotra izao fotsiny ity toerana ngeza be ity. 🎣

Afaka hoe misakafo, na maka zavatra sotroina, dia maka toerana na mandendeha erak’ilay fanjonoana. Dia izay, mifoka rivotra madio, tsy misy hisainana be, paisible be. 🍃

Tsy lavitra akory nefa io toerana io fa dia ety Atsimondrano ety ihany. Raha Andoharanofotsy ianao dia hainao hoe aiza io. Raha avy any By pass ianao dia sure aho fa efa nandalovanao teo alohany.
Vao aingana nisokatra, fa efa be olona be. Ary tena ngeza ilay toerana. Mahafinaritra ahy ilay hoe mba misy fialamboly otran’izao miampy eto amintsika.
Ny faniriako hoe rehefa makany indray aho dia hanandrana an’ilay sakafo sinoa ao, fa manitra be mampiedak’orona ilay fofona grillades tao 🤭🤤 ny adalana sakafo moa hainareo ihany 😁

Mba misy otrzao koa ny marainantsika indraindray 🌄Vary amin'anana sy kitoza ety am tanana ety. Mbola mora ny aty ambaniv...
27/03/2026

Mba misy otrzao koa ny marainantsika indraindray 🌄

Vary amin'anana sy kitoza ety am tanana ety. Mbola mora ny aty ambanivohitra, sady matsiro.

Ary ny anao aiza ny tanànanao ?

Good friday everyone ✨👣

🌸🍃 ❤️🇲🇬

Bon appétit du petit déjeuner aloha ary fa izao no mba tsaroan'ny vava 😝Good morning guyyys !!  🌸🍃
24/03/2026

Bon appétit du petit déjeuner aloha ary fa izao no mba tsaroan'ny vava 😝

Good morning guyyys !!

🌸🍃

24/03/2026

Fa i oa tena tsy tia parking 😑

Address

Antananarivo

Telephone

+261341101164

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when nounoursran posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to nounoursran:

Share