Ankadikely Ilafy - tanร nantsika

Ankadikely Ilafy - tanร nantsika vaovao sy tsara ho fantatra rehetra ho antsika mponina eto amin'ny Kaominina Ankadikely Ilafy. Misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra ๐Ÿซฑ๐Ÿฝโ€๐Ÿซฒ๐Ÿป

Tazana nandalo tety an-tanร na ny Bus Foton mampitohy an'i SabNam sy Amoronakona.Toa hoe 2000 Ar ny frais ?Ianao ve efa n...
19/09/2026

Tazana nandalo tety an-tanร na ny Bus Foton mampitohy an'i SabNam sy Amoronakona.
Toa hoe 2000 Ar ny frais ?

Ianao ve efa nandeha tamin'izay itony?
Ankadikely Ilafy - tanร nantsika

Mba mety hanatsara tolotra ho an'ny mpandeha amin'izay kosa ry 163 sy 192 fa nitombo ny adversaire : " Navette spรฉcial" ...
16/09/2026

Mba mety hanatsara tolotra ho an'ny mpandeha amin'izay kosa ry 163 sy 192 fa nitombo ny adversaire : " Navette spรฉcial" sy " Foton " .
Inona ny fiteny tena mampalaza ny receveur an'zalah ireto? ๐Ÿซฃ

Araho hatrany ny pejintsika Ankadikely Ilafy - tanร nantsika

Livreur: Allรด,,Salama tompoko...Hanao livraison anao azafady de aiza ho aiza ilay toerana?Client: Aty Ambohipanja de ant...
15/09/2026

Livreur: Allรด,,Salama tompoko...Hanao livraison anao azafady de aiza ho aiza ilay toerana?

Client: Aty Ambohipanja de antsoy ah rehefa tonga eo @...

Livreur: Eny ary tompoko

Rehefa tonga eny amin'ilay toerana amzay sady nihaona tamle client

Livreur: Ty le entana madama de zao ny total.

Client: Angah tsy cadeau le izy?
Everiko fa cadeau fa tsy alaiko indray..Afaka mandeha ianao.

Livreur: Entana amidy kosa le izy ry madama fa tsy cadeau zany๐Ÿฅบ

Client: Tsy alaiko indray ka
(Sady tsy nanome frais de livraison nefa le entany bedabe no misy lanjany)

โœ… Publication efa mivandravandra be omaly ireny tamle kapa miaraka @ prix de mbola misy sahy mananiany ihany๐ŸคฃLe entanay anie lafo foana fa ny todin'ilay zavatra ataonareo @ olona tsy manantsiny no ahiako tsy ho zakanareo fa manaova ny tsara foanaโค๏ธ

Handefa publication kapa indray aho rehefa avy eo ho an'ilay tsy nahazo omaly de enga anie tsy ho excuse intsony ilay hoe "Angah tsy cadeau?"

โœ…Fa raha ho asehoko anareo eto angamba le client tsy matotra nanao anzay mety tsy hino nareo hoe olona otrizao ve de hahavita anzany

Source : chez Idealy

๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ : ๐—๐—ถ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† , ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ.Androany maraina to...
14/09/2026

๐—”๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ : ๐—๐—ถ๐—ผ๐—น๐—ฎ๐—ต๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ถ๐˜€๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—น๐—ผ ๐—บ๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ผ ๐—ณ๐—ถ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐—ผ ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ณ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ผ ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† , ๐—ฎ๐—น๐—ถ๐—ป๐—ฎ.

Androany maraina tokony ho tamin'ny 00 : 30 min no nisy niantso ny Brigade Sabotsy Namehana fa misy andian-dahalo manafika ny tokontrano iray ao amin'ny fokontany Antsampandrano, Kaominina Ankadikely Ilafy. Nanapoaka basy ireo jiolahy mba hampihorohoro ny manodidina .

Aingana dia aingana dia tonga teny an-toerana ny zandary satria nanao fisafoana tsy lavitra teo ( Ambatofotsy ) , ka vantany vao nahatazana azy ireo ny olon-dratsy dia nanapoaka basy ho fampitahorana saingy tsy nihemotra ireto farany ka nitsoaka niantso ireo namany efa tafiditra tao ambany rihana ireo jiolahy , ary niparitaka manararaotra andro maizina.

CIRGN ANTANANARIVO
Araho hatrany ny pejintsika Ankadikely Ilafy - tanร nantsika

โš ๏ธIsan'ireo lalovan'ny " Service Navette " natao hanamorana ny fivezivezena eny Amoronakona ny eto Ankadikely sy Ambohit...
14/09/2026

โš ๏ธIsan'ireo lalovan'ny " Service Navette " natao hanamorana ny fivezivezena eny Amoronakona ny eto Ankadikely sy Ambohitrarahaba , ao anatin'ny zotra faha-5 miainga eny Sabotsy Namehana.

Ankadikely Ilafy - tanร nantsika

Iangaviana izay mahalala azy na izay fianakavian' ity zazalahy  ity mba hanantona fa nisy nanatitra ao amin'ny tobin'ny ...
13/09/2026

Iangaviana izay mahalala azy na izay fianakavian' ity zazalahy ity mba hanantona fa nisy nanatitra ao amin'ny tobin'ny zandary eto Ankadikely Ilafy izy .

Brigade Ankadikely : 0341400953

Zaraina fa mety mahasoa ny hafa.๐Ÿ˜‰Tsara miantso ny laharana avy hatrany ireo liana satria fizarana ihany no ataonay eto a...
02/09/2026

Zaraina fa mety mahasoa ny hafa.๐Ÿ˜‰

Tsara miantso ny laharana avy hatrany ireo liana satria fizarana ihany no ataonay eto amin'ny pejy fa tsy mahalala ny andinindininy.

Araho hatrany ny pejy Ankadikely Ilafy - tanร nantsika .

โš ๏ธ๐™Ž๐™–๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™Ž๐™ค๐™ข๐™–๐™˜๐™ค๐™ช : Kodiaran-droa nisisika hisongona camion no nifatratra tao ambanin'ilay fiarabe nosongonany , tokon...
01/09/2026

โš ๏ธ๐™Ž๐™–๐™ข๐™ฅ๐™–๐™ฃ๐™–๐™ฃ๐™– ๐™Ž๐™ค๐™ข๐™–๐™˜๐™ค๐™ช : Kodiaran-droa nisisika hisongona camion no nifatratra tao ambanin'ilay fiarabe nosongonany , tokony ho tamin'ny 03 Ora sy sasany tolakandro teo, teo ambony kelin'ny sampanana lalam-baovao.

Soa fa tsara hisatra ilay "camion" ka tafajanona , raha tsy izany dia loza mahatsiravina no nitranga.

Efa noentina any amin'ny hopitaly moa ilay raim-pianakaviana nitondra moto noho ny ratra nahazo azy.

Sary fanehoana
Araho hatrany ny pejintsika Ankadikely Ilafy - tanร nantsika .

30/08/2026

Porofo mivaingana ny zava-misy fa ratsy ny zava-mahadomelina . Arovy ny zanantsika . Ry tompon'andraikitra diovy ny tanร na !!!

๐Ÿ“ทFitohanana midina any Sabotsy Namehana androany maraina.Ankadikely Ilafy - tanร nantsika
29/08/2026

๐Ÿ“ทFitohanana midina any Sabotsy Namehana androany maraina.

Ankadikely Ilafy - tanร nantsika

Address

Ankadikely Ilafy
Antananarivo
TANA103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankadikely Ilafy - tanร nantsika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category