1 mn vato

1 mn vato 1 mn Vato dia natao anampy ny tanora @ fahalalana Vato sy ny sehatra ara-dalana @ izy io

12/04/2026

💎 Association des Gemmologues et Lapidaires de Madagascar 💎

En tant que président de l'AGLM, je porte une vision claire : faire évoluer le secteur des pierres à Madagascar vers un modèle plus responsable, fondé sur le partage et l’éthique.

Notre association œuvre pour rassembler les passionnés et professionnels autour d’un objectif commun : construire une filière durable et transparente.

🌱 Promotion de la mine éthique et responsable
🤝 Partage des connaissances et des bonnes pratiques
💎 Valorisation des pierres dans le respect de l’humain et de l’environnement
📚 Transmission du savoir aux générations futures
Nous croyons qu’une pierre précieuse a encore plus de valeur lorsqu’elle est extraite dans le respect des hommes, des communautés locales et de la nature.

Ensemble, développons une gemmologie engagée et faisons rayonner Madagascar avec fierté et responsabilité. 🇲🇬✨

25/03/2026

Mila fahaizana ny fijerevana ny vato alohan'ny hividianana azy Raha tsy tia ho very vola.
Mila Fahaizana ihany koa NY fampiasana ny Fitaovana MBA tsy ho diso hevitra
Marihina fa tsy 100% valin'ireo test ireo fa indicatif ihany.

19/03/2026

Torohevitra kely vitsivitsy ho an'ireo izay te hisehatra ao anatin'ny tontolon'ny vatosoa sarobidy eto Madagascar.

Big shout out to my newest top fans! 💎 Honoré Bryan, Rolland Herizo, Mamy Navalona RakotoarisonDrop a comment to welcome...
16/03/2026

Big shout out to my newest top fans! 💎 Honoré Bryan, Rolland Herizo, Mamy Navalona Rakotoarison

Drop a comment to welcome them to our community,

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ratefinanahary Auguste François, Aina Mazomila, Mamigel Raminosoa, Nelsen Fran...
14/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Ratefinanahary Auguste François, Aina Mazomila, Mamigel Raminosoa, Nelsen Franck, Poun Andriamparany, Rolland Andriampeno, Mika Rakotoarison, Razakaharivony Haja, Rodin Mamonjisoa, Stephano Genial Rabenja, Fandresena Nyl, Ratovo Rakotovao Valonisa, Ravelomahefa Harilanto Nirina, Jha Ckhiarrat Fagnahy, Fens Manantsoa Saishy, Ezechiel Razafimahatratra, Tsiry Michael Ramanantoanina, Andriambololoniaina Harena Ny Aiko, Andriamparany Franck, Richard Marc, Ros Sitin, Ginah Laurence, Josemar Gartiar, Fanasina Mnj, Pabou Rodriguez, Saida Mpanefy, Phapla Tyga, Todihasina Rabefaly, Sakaiza Malagasy, Lejouma Dafeh, Wencelslas Rafaliana, Feno Miarantsoa, Romeo Alain Randrianaivo, Danïel's Hermano, Mike Rami, Max Uel, ۦۦٰ۪۫ۦٰ۪۫ۦٰ ۦۦٰ۪۫ۦٰ۪۫ۦٰ ۦۦٰ۪۫ۦٰ۪۫ۦٰ ۦۦٰ۪۫ۦٰ۪۫ۦٰ, Andriarimanana Manda, Elto Zacharias, Tovana Ifln Zoe Andrianjafy, Poune Niaina, Tahina Randrianiaina, Jolad Sergio Ramananjohary, Jõjö Rija, Nirina Rakotobe, Sergio Santibanièse, Ainamiray Tanjona RH, Jose Anabel, Stevie Presto, Olivia Beuh

11/03/2026

❗𝐅𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐞𝐧 𝐈𝐧𝐢𝐭𝐢𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐚̀ 𝐥𝐚 𝐆𝐞𝐦𝐦𝐨𝐥𝐨𝐠𝐢𝐞❗
📅 16- 27 Mars 2026 | ⏰ 40h de formation
📢Deux semaines pour apprendre à reconnaître les gemmes, éviter les arnaques et développer un œil professionnel✨
📩 𝐏𝐥𝐚𝐜𝐞𝐬 𝐥𝐢𝐦𝐢𝐭𝐞́𝐞𝐬 – 𝐜𝐨𝐧𝐭𝐚𝐜𝐭𝐞𝐳-𝐧𝐨𝐮𝐬 𝐞𝐧 𝐌𝐏 𝐝𝐞𝐬 𝐦𝐚𝐢𝐧𝐭𝐞𝐧𝐚𝐧𝐭 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐫𝐞𝐬𝐞𝐫𝐯𝐞𝐫 𝐥𝐚 𝐯𝐨𝐭𝐫𝐞

26/02/2026

Mila mailo tsara rehefa manao test satria miankina expertise si ny certification d'authenticité an'ny professionnel ny andafosana Vato iray. Ka mila malina tsara ny mpanao test @ décision surtout @ outil de gemmologie standard otran'ny eto .

Sarotra ny asa ana Expert Gemmologue ary tsy eto Madagascar irery no mety ho diso ny Resultat ray ito vidéo ito Zao dia tranga iray niseho tany Frantsa.

Tontosa Anio 21 Febroary 2026 ny fambolen-kazo nataon'ny AGLM (Association des Gemmologues et Lapidaires de Madagascar),...
21/02/2026

Tontosa Anio 21 Febroary 2026 ny fambolen-kazo nataon'ny AGLM (Association des Gemmologues et Lapidaires de Madagascar), ka isaorana ny mpikambana rehetra izay Tonga nanatanteraka ny adidy ho fanatsara ny tontolo iainana.

Manentana antsika rehetra mba tsy hanimba ny ala na handoro ny tanety satria ny hazo iray dia aman-taonany maromaro vao lehibe.

Manentana antsika ihany koa hamboly hazo mba tsy ho karakaina sy lany tsiro ity Madagasikara malalatsika ity.

Mankasitraka indrindra.

17/02/2026

👉Maro ianareo no nanontany hoe : ''AONA NY HAMANTARANA NY VATO TENA IZY?''🤔

➡️Misy karazany roa ny fomba famatarana ny Vato.

Ato anatin'ity tapany faharoa ity isika dia hanazava ireo Vato izay eny @ "gisement secondaire" na Vato izay sivanina no nangalana azy.

Sombitsombon'ny fanazavana ihany anefa no hita eto @ ity vidéo ity fa Raha mahaliana anao ny mandalina kokoa ny momban'ny vato
dia manasa anao hiantso ny laharana ☎️+261348481459 fa misy "formation" momban'ny vato karakarainay miaraka amin'ny .

Formation izay 70% pratique, ka ao anatin'ny 2 herinandro monja ianao dia afaka hisehatra tsy misy tahotra ao anatin'ny tontolon'ny vatosoa.
Tongava aingana Ary fa voafetra ny toerana

Mankahery ireo niharam-bohina rehetra tamin'ny fandalovan'ny "cyclone Gezani"
12/02/2026

Mankahery ireo niharam-bohina rehetra tamin'ny fandalovan'ny "cyclone Gezani"

05/02/2026

👉Maro ianareo no nanontany hoe : ''AONA NY HAMANTARANA NY VATO TENA IZY?''🤔

➡️Misy karazany roa ny fomba famatarana ny Vato.

Ato anatin'ity tapany volohany ity isika dia hanazava ireo Vato izay eny @ "gisement primaire" na nalaina teny @ lalambato.

Sombitsombon'ny fanazavana ihany anefa no hita eto @ ity vidéo ity fa Raha mahaliana anao ny mandalina kokoa ny momban'ny vato
dia manasa anao hiantso ny laharana ☎️+261348481459 fa misy "formation" momban'ny vato karakarainay miaraka amin'ny .

Formation izay 70% pratique, ka ao anatin'ny 2 herinandro monja ianao dia afaka hisehatra tsy misy tahotra ao anatin'ny tontolon'ny vatosoa.
Tongava aingana Ary fa voafetra ny toerana

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 1 mn vato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share