Fantaro Ary fa

Fantaro Ary fa Mifampizara ho tombontsoan'ny rehetra

03/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Voary Ny Aina, Alisoa Amande, Anthonio Randrianantenaina

29/04/2026

izao no nanaovan'ny fokonolona azy rehefa tratra nangalatra gana

FANTARO ARY FA androany raha hamonjy n'y toeram piasana n'y ministre de l'éducation nationale dia nandeha taxi moto. Ant...
08/04/2026

FANTARO ARY FA
androany raha hamonjy n'y toeram piasana n'y ministre de l'éducation nationale dia nandeha taxi moto.
Antony : noho n'y embouteillages misy.

aza adino n'y manindry ilay
PEJY

FANTARO ARY FA Amin'izao Dia dibo drano ny lalana eny ampefiloha eny.VOKATRY NY ORA-MIKIJA TEO.AZA ADINO NY MANINDRY ILA...
31/03/2026

FANTARO ARY FA
Amin'izao Dia dibo drano ny lalana eny ampefiloha eny.
VOKATRY NY ORA-MIKIJA TEO.

AZA ADINO NY MANINDRY ILAY

24/03/2026

MAHAJANGA
ireo mpanao sinto mahery latsaka tao an dava piringa anio.



horonan tsary indrana

FANTARO ARY FA  ilay   Piton de la fournaise   tatsy La Réunion. 📌Eo amin'ity volkano ity ireo   no mahandro ny sakafony...
14/03/2026

FANTARO ARY FA

ilay Piton de la fournaise tatsy La Réunion.
📌Eo amin'ity volkano ity ireo no mahandro ny sakafony.

rehefa raisina positive n'y Zavatra iray miseho Dia mety FOANA

NY

13/03/2026

FANTARO ARY FA
tany itasy anio Dia mpianatra nanolotra Hira Téo anatrehn'ny filohan'ny FANAVAOZANA
Nahatonga hafaliana tao anaty efitra ilay izy

hatrany n'y
TSINDRIO ILAY

12/03/2026

AMBATEVY VOHITRINDRY VOHIPENO
toy izao no fomba nisamboran'ireo tovolahy ilay voay nihinana zazalahikely.

adino n'y manindry ilay anarahantsika vaovao isan'andro

11/03/2026

FANTARO ARY FA
efa ataon'ny fokonolona any vohipenobilay voay nanaikitra s'y namono ilay Zaza lahy KELY.
rehefa azon'izy ireo Dia nentin'izy ireo namakivaky n'y tanana

HATRANY NY PEJY
TSINDRIO ILAY

FANTARO ARY FA Misy fanafody naturel afaka manampy amin’ny Asthma (asme) mba hanalefahana ny soritr’aretina toy ny kohak...
09/03/2026

FANTARO ARY FA

Misy fanafody naturel afaka manampy amin’ny Asthma (asme) mba hanalefahana ny soritr’aretina toy ny kohaka, sempotra, na sifotra rehefa miaina. Tsy manolo ny fanafody omen’ny dokotera izy ireny, fa afaka manampy.
1. Tantely 🍯
Maka 1 sotro tantely amin’ny rano mafana na dite.
Manampy mampitony ny lalan-drivotra sy mampihena kohaka.


tsidrio n'y hanarahanao hatrany ny fianarana rehetra

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fantaro Ary fa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share