
23/07/2025
Tinao ve mifandray @ olona maro
Ndao hanao vacance hiaraka aminay
👉 250.000 Ar 👈
Madritran'ny 6 andro ( 2 andro an-dalana, 4 andro any majunga )
❤Ireto tafiditra @ zany :
Trano fatoriana (dortoir )
Fiara mitondra Tana-Majunga-Tana
Fiara mivezivezy ao Majunga
Sakafo Maraina sy Hariva ao Majunga( madritran'ny 4 andro )
❌Ireo tsy ao anatiny:
Sakafo eny andalana
Sakafo atoandro any majunga
Gouter
Rano
🍀toerana aleha :
Petit plage
Grand Pavois
Plage Maroala
Tour de ville
Bord
👉Raha groupe de 10 ianareo manao reservation dia mahazo remise 225 000 ar par personne 😘
👉Raha entre 03 au 12 aout ianareo manao reservation dia mahazo remise - 5 000 ar par personne
Araraoty dien'izao aza fa tena mora be 😎
Raha tsy mahay miaraka @ olona maro be ianao dia tsy mety an!
Hisy fiarahana mafinaritra be sy kilalao maro hiarahantsika manao
Date: 24 au 29 août
☎ : 033 06 566 31