28/09/2026
🇲🇬
👤 Lehilahy 33 taona, 1m67, tsy mananjanaka, tsy manambady, Tsara tarehy,Fotsy fihodirana.
📍Mipetraka sy avy eto Antananarivo.
💼Profession Stable
✨ Lehilahy Tsotra, Matotra, Attentionné et Ambitieux.manana tanjona mazava eo amin’ny fiainana.
🥰 Maniry hiona mivantana aminy Vehivavy moins de 35ans, mère célibataire ou pas, eto Tana.
💼Miasa na tsy mbola stable aza,
🌸 Matotra sy tso-po, hiarahana mizara ireo fotoana mahafinaritra, hifampahery ary hano***a fifandraisana matotra sy mafy o***a.
💍 Ny tanjona dia ny hano***a fifandraisana maharitra ary, raha mifanaraka tsara, hiara-hanangana hoavy tsara sy maharitra basées sur la sincérité, le respect, la confiance et la complicité. ❤️✨
⛔ Izay tsy matotra dia aza makato akory fa bloqué.
Natokana ho an'ny olona célibataire.
• Afaka tsy manao annonce / afaka tsy asiana sary na takonana tarehy.
💙❤️💛 ☎️ aty (dossier) alefa mp izay liana aminy.
MADARENCONTRE Société❤️💙💛
"Izay Mitady dia Ahita". Mat. 7:8 ❤️💛💙