25/10/2022
commerciale
ho antsika tia mikarakara gouté ao antrano,na ho anrsika maniry ny hivarotra,na ho antsika efa mivarotra fa te hampitombo entana..
Indro indray ary ny atelier manaraka hianaranao ny karazana "m**o be dia be" toy ny :
-pate levée feuilleté (pain choco, croissant,patte d'ours.)
-pate feuilleté(petit paté sns)
-Pizza
-donnut
-boule de neige
-humberger
-madeleine
-cake
-cake banane
-flan
-quiche
-toast
-brioche,pain au lait
Miaraka be dia be toy ny yaourt à maison ,yaourt a pipette,yaourt a boire, jus a pipette,goudjam sns...😁😁😁
Ireo rehetra ireo dia 40.000ar monja.Tsy miantoka ingrédients sy fitaovana intsony.
Ny zavatra hoentina kosa dia :tablier ,torchon perso ,ary ny boîte na cartoon asina ny zavatra vita hoentina mody ,cahier&stylo .
Aza misalasala ary mandefa mp na miantso mivantana amn ireto:
-0346829285
-0344052340
-0332895659
Lieux : Ivato en face human hotel
Date : 29 octobre 2022 à 8h