Carreaux-Z

Carreaux-Z Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Carreaux-Z, Antananarivo.

SERVICE CLIENT:
+261 38 28 691 28
+261 37 43 545 37

DISPONIBILITÉ : 8H-20H/7j
✅BONNE QUALITÉE
✅FORT
✅DURABLE

05/01/2026
Ny valiny: ENY✅Ho fanomezana fahafahampo ho anareo mpanjifa dia 🎉"MITOHY HATRANY NY PROMOTION "🎉 ato aminay satria maro ...
05/01/2026

Ny valiny: ENY✅
Ho fanomezana fahafahampo ho anareo mpanjifa dia 🎉"MITOHY HATRANY NY PROMOTION "🎉 ato aminay satria maro ianareo no nangataka hoe tokony averina ny promo 29.000Ar sy 35.000Ar fa mbola betsaka no tsy nahazo! Efa novalianay ampitiavana be💗 ny fangatahanareo koa dia indro ary😊 fa ianareo sisa no handrasanay🥳

SERVICE CLIENT : +261 38 28 691 28

31/12/2025

Arabaina nahatratry ny taona Vaovao🎉🎁🥳
Mirary soa ho antsika rehetra🥳 mba ho taompahombiazana indray ity Taona 2026 ity😘
Tapitra iny ny taona 2025, izahay eto amin'ny Pejy dia Maneho fisaorana mitafotafo 🙏ho antsika rehetra izay efa nametraka fitokisana taminay😊 izay rehetra nanohana anay hatramizay🥰 na ireo izay rehetra nanoro hevitra hoan'ny fanatsarana🙏 Mendrika hisaorana ianareo rehetra🥰🙏 satria raha tsy teo ianareo, inona moa izahay?
Taona 2026 izao mampanantena anareo rehetra izahay fa mbola vonona ny hanome mihotra hatrany izahay ho anareo, mbola vonona ny hanome fahafahampo🥰 ary mbola vonona ny hanolotra kalitao tsara ho anareo rehetra izay efa nahatoky anay hatramizay🙏🥰
Ho taompahombiazana ho antsika anie ity 2026 ity dia mirary taona zina sy feno fahasoavana ary indrindra ny fahasalamana😊🥰🙏
soa ho antsika rehetra🥰🙏😘

31/12/2025

2026🎉🥳Loading...
Inona ny zavatra tsara hitanareo tato aminay ka tinareo ho averinay indray amin'ny taona vaovao🥰😊
Mba lazao hoe😁

29/12/2025

2 jours sisa 🤯
2jours sisa ry retooo🫠
Tongava dien'ny mbola tsy tara🥰

Lieu: Analakely en face institut d'hygiene, rehefa tonga eo @ INSTITUT D'HYGIÈNE dia miantso ny service Client dia atorony fa somary sarotra hita kely ny magasin😊

Service client: +261 38 28 691 28





29/12/2025

Farany sisa🙏 Araraoty fa farany sisa
Promotion jusqu'au 31 decembre à 12h00
Aza tara intsony ianareo🥰
Service Client: +261 38 28 691 28




28/12/2025

Tolotra tsara hatrany no atolotray ho anareo izay mitady kalitao tsara ho an'ny fanorenana😊🥰



23/12/2025

Modeles be mpankafia indrindra🙏
⛔Stock limité ⛔
Alefaso ny refin- tranonao sy ny toerana asina azy dia omenay devis ianao🥰
Service Client: +261 38 28 691 28



14/12/2025

Antiderapant🥰
🔹Terrasse🔹Chambre🔹Veranda etc...
Ho anareo Manana toerana be mpivezivezy
Espace , Eglise, Restaurant, Marché
Carreaux fiable tsara hoan'ireo toerana betsaka mpivezivezy
Service Client: +261 38 28 691 28




14/12/2025

TOLOTRA BOMBA BE🔥🎉
33.000Ar/m² ny 40cm x 40cm
Alefaso ao anaty commentaire ny:
🔹REFY
🔹Chambre Asina azy
🔹Ny fanotaniana maro samihafa
Fa ho valianay ampitiavana be ianareo🥰
1ère Qualité Provenant du Tanzanie🇹🇿
Service Client : +261 38 28 691 28




Tonga dia natao promotion daholo ny arrivage rehetra🥰Tolotra manankery hatramin'ny 29 decembre 2025😊Araraoty fa Promo be...
12/12/2025

Tonga dia natao promotion daholo ny arrivage rehetra🥰
Tolotra manankery hatramin'ny 29 decembre 2025😊
Araraoty fa Promo be hamaranana ny taona ity🥰
Service Client : +261 38 28 691 28

Address

Antananarivo

Telephone

+261382869128

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Carreaux-Z posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Carreaux-Z:

Share