Andrisoa

Andrisoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andrisoa, Digital creator, Antananarivo.

14/04/2024

Petit UNBOXING des articles de chez I Am MDG

Efa tena ela ah no saika hividy t-shirt tao amin'io page io saingy tamin'izany tsy nanambola mihintsy😅
Tsara chance bé za tamin'ity achat iray ity satria manao PROMOTION bé zareo amin'izao, za mo vao nahita hoe en PROMO ilay t-shirt de tsy nisalasala hividy 4 ah🤧

Tsoriko fa tena nataoatra ah tamin'ny voaloany hoe inona ary ity commandeko ity 😅 Ny an'ny olona taille atao mitovy de ny couleur ihany no samihafa rehefa mividy akanjo sody tsy antonona😭 Fa nety bé tamiko daholo ilay izy... Na ilay Gris ardoise ary tena tsara bé mihintsy kay rehefa anaovana 😍

Ho an'izay lina amin'ilay t-shirt, ito ny contact, afaka miantso direct😉

• Contact: 038 28 617 81

N'oubliez pas de liker ❤️
Laisser un petit commentaire ✉️
Et de partager 😉 Ça fait toujours plaisir ✨

Gros bisous 😘
Prennez soin de vous 🤗

Andrisoa.

15/03/2024

L'une des chansons que j'adore ❤️
Hafa Mihintsy - Reko Band
Je ne suis pas une chanteuse pro mais je fais de mon mieux 😅

>>>>>>❤️❤️❤️

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Telephone

+261346120702

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andrisoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Andrisoa:

Videos

Share