Mitsangana Mihazava

Mitsangana Mihazava Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mitsangana Mihazava, Digital creator, Behoririka, Antananarivo.

23/04/2024
Mahereza mandrakariva na mafy aza ny adinao🙏
23/04/2024

Mahereza mandrakariva na mafy aza ny adinao🙏

Amin'ny fiainantsika Kristianina ry havana dia ilaina mandrakariva ny fananana faharetana. Ndraindray izy kivy miandry v...
14/04/2024

Amin'ny fiainantsika Kristianina ry havana dia ilaina mandrakariva ny fananana faharetana.
Ndraindray izy kivy miandry valim-bavaka na miandry an'ny Jesosy hamaly ny adinao amin'ny fahavalonao.
Tsarovy anefa fa manana ny fotoanany Andriamanitra ka izay no mahatonga azy miteny ao amin'ny soratra masina manao hoe"Sambatra izay manam-paharetana".Jakoba 5:11
Noho izany ra te ho sambatra miaraka amin'i Jesosy ianao dia manana faharetana mandrakariva amin'izao fiainana mandalo izao " Fa Izay maharitra hatramin'ny farany no hovonjena". Matio 24:13

14/04/2024

Na mafy ny alondrano zay mamely ahy ety.
Hery fanantenako hitsena anao aho Jeso🙏

14/04/2024

Tia ahy Tianao ny Tompo🙏🙏

14/04/2024

Tsarovy mandrakariva ry havana fa Andriamanitra dia manana lalana itondrana antsika dia lalana tsy hitondra loza fa fiadanana. Manana finoana mandrakariva fa io adinao io dia hitondra anao amin'ny fitahiana Mahatretrika. Atolory azy ny fonao dia ho hitanao ny voninahiny. 🙏🙏

14/04/2024
Tsarovy mandrakariva fa Tia Anao Jesosy🙏🙏Ny olona mety mandao mamitaka mahafoy anao fa ny Tompo rehefa tia dia Tia anao ...
14/04/2024

Tsarovy mandrakariva fa
Tia Anao Jesosy🙏🙏
Ny olona mety mandao mamitaka mahafoy anao fa ny Tompo rehefa tia dia Tia anao hatramin'ny farany🙏❤️

Address

Behoririka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mitsangana Mihazava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share