Anja Pour être heureux, il faut s'en fo**re de deux choses dans la vie :
👉La vie des gens
👉L'avis des gens

19/03/2026

Nareo koa ve mba manana Ambanivohitra ?
Sa efa izy mihitsy ?

Mijery commeentaires aho dia teto no nahatsapako hoe ny marina rehetra tsy mba filaza...Misy  -commentaire koa ma'tsy
18/03/2026

Mijery commeentaires aho dia teto no nahatsapako hoe ny marina rehetra tsy mba filaza...
Misy -commentaire koa ma'tsy

18/03/2026

Mbetika isika faly dia faly
Omen-kasambarana soa mirindra
Mbetika kosa, indrisy, mijaly
Toa latsaka lalina, lalina indrindra

17/03/2026

Tohizo hoe
ity ohabolana ity :

Ilay very tsy dia maninona loatra fa ...

Mba andramo ihany itony  itony sao mahomby.Dia mba ampianaro azy ilay  😄Tsetsatsetsa tsy aritra
16/03/2026

Mba andramo ihany itony
itony sao mahomby.
Dia mba ampianaro azy ilay 😄

Tsetsatsetsa tsy aritra

16/03/2026

Tena azo lazaina hoe iray ve ny mpivady ?

Aza dia milokaloka..raha ny voady sy ny tokyraha natambatra efa boky
16/03/2026

Aza dia milokaloka..
raha ny voady sy ny toky
raha natambatra efa boky

Listen and make your own on Suno.

15/03/2026
Mbola tsy fetin'ny reny androany...Fa tiako hampahatsiahivina fotsiny hoe tsy amin'ny fetin'ny reny ihany♥️
15/03/2026

Mbola tsy fetin'ny reny androany...
Fa tiako hampahatsiahivina fotsiny hoe tsy amin'ny fetin'ny reny ihany♥️

Le but le plus loin du monde de football ?
14/03/2026

Le but le plus loin du monde de football ?

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share