I'm Lia Ann Lea

I'm Lia Ann Lea 👰🏻Anime - donne vie à vos événements. 🕺🏻💃🏻Conseils et partage autours de la prépatation d'une fête réussie. 💃🏻🕺🏻

Ry zareo avy any Ambatondrazaka rehefa manao fety. 🎉💐
17/09/2025

Ry zareo avy any Ambatondrazaka rehefa manao fety. 🎉💐

❤️🩷 Io ny menu anay androany hariva 🥰😍Henankisoa sy anandrano 😋😋🤤
13/09/2025

❤️🩷 Io ny menu anay androany hariva 🥰😍
Henankisoa sy anandrano 😋😋🤤

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'izy ireo, sy ny namana mpiara-miasa aminy rehetra ary ny tontolon'ny fanenata...
03/09/2025

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'izy ireo, sy ny namana mpiara-miasa aminy rehetra ary ny tontolon'ny fanenatanana an-danonana.
Tena tsoriko, fa tena lasa miteraka tahotra ihany ity resaka ity, satria cas roa samihafa nahitana zavatra toy izao.
Aleo mitandrina fa tsy hay intsony tena anton'izao.

🇲🇬 Mafy lisany 🙏 Mankasitraka fa hain'lisany ny nampiray ny   rehetra, na dia hoe fotona fohy aza. 💐🌹Lesona azo tsoahana...
27/08/2025

🇲🇬 Mafy lisany 🙏 Mankasitraka fa hain'lisany ny nampiray ny rehetra, na dia hoe fotona fohy aza. 💐🌹
Lesona azo tsoahana :
🔥 Apetraka ny tanjona
🔥 Miady hatramin'ny farany ahatratrarana azy n'in n'in sakana eo
🔥 Atao ambony ny mentale fa vita io na mafy aza.

❤️❤️ Ity animation ity no anisan'ny nanamarika ahy indrindra. 🔥 Tena hoe na izaho aza tsy nanam-po ny tena impact an'ila...
26/08/2025

❤️❤️ Ity animation ity no anisan'ny nanamarika ahy indrindra. 🔥 Tena hoe na izaho aza tsy nanam-po ny tena impact an'ilay izy fa tena latsaka ny ranomasoko. 🌹 Anniversaire surprise izy ity, ho an'ilay zaza, fa avy nanaovana surprise ihany koa ny bébé any ( paix à son âme ). 💐🌺 Ary na ny ekipa aza tonga dia hoe complice hatramin'ny farany.
🌼 Nanala azy tanteraka ry zareo. 🩷🩷🩷
Merci de la confiance.

🥰🥰Mokondo nakahy efa commando. ❤️ Tsisy miala eo. 🔥🔥 Na miova aza ny lalana, ny tanjona eo fona 🌺🌹 Miakatra level aza. 💐...
22/08/2025

🥰🥰Mokondo nakahy efa commando. ❤️ Tsisy miala eo. 🔥🔥 Na miova aza ny lalana, ny tanjona eo fona 🌺🌹 Miakatra level aza. 💐💐

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I'm Lia Ann Lea posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to I'm Lia Ann Lea:

Share