03/08/2025
Mino aho maro amin'isika no efa maniry na te hiditra amin'ny sehatry zavatra moderne izany hoe "maison intelligent" izany. Fanazavàna tsotra ho an'izay mbola tsy naheno an'izany maison intelligent izany: raha ny marina kokoa dia ny fitaovana ao anatin'ilay trano (jiro, volet, prise, clim, alarme, caméra de surveillance, appareils électroménagers, serrure-mbaravarana sns) dia en ligne amin'ny internet ary afaka contrôlena à distance (n'aiza n'aiza misy anao na tsy eto Madagascar aza ). Na aiza na aiza misy anao dia afaka mamono na mampirehitra jiro, manidy na mamoha volet, mamelona na mamono clim, mijery vidéosurveillance, mamoha sy manidy varavarana sns any an-trano fa ny tombony dia afaka mahaleo-tena tanteraka izy; izy tenany ihany no mibaiko azy arakaraky ny hilavanao azy (autonome).
Afaka contrôlena sy commandina à distance ihany koa Ohatra: mikatona hoazy ny volet rehetra rehefa mivoaka ny trano ianao. Mirehitra hoazy ny jiro rehefa maizina ny andro. Velona hoazy ny clim rehefa mangatsiaka ny andro. Tapaka hoazy daholo ny prise rehefa matory ny olona sns sns.
Tena large be ny scène sy automatisation afaka hanaovana atao. Ny tombony amin'izy ity ihany koa dia afaka mi- interagir ny appareils rehetra. Izany hoe afaka atao hoe rehefa mikatona ny volet dia velona hoazy ny jiro. Ireo rehetra ireo dia tsy mila intervention humaine toy ny maison connectée fa efa préprogrammés avokoa. Afaka jerevanao à distance ihany koa ny état an'ireo appareils ireo. Hitanao ao daholo hoe mbola mirehitra ny jiro ao amin'ny do**he fa adino ny namono azy na hoe nisy nampirehitra manuellement sns ary afaka vonoinao avy any amin'izay misy anao
Koa aza misalasala manantona MP na tonga dia miantso 0377165441 na 0386088475