Ndao Isika Handroso

Ndao Isika Handroso Sakafo mafilotra ho an'ny rehetra

11/02/2023
11/02/2023

Positif

27/08/2020

Ny mason'i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony. Salamo 33.18

Mihaotra noho ny tsintsina maro ianareo.

Nahoana aho no kivy,
Nahoana ny aloka no hanarona ahy
Nahoana ny foko no hahatsapa ho manirery,
Ary haniry lay trano any an-danitra,
Raha toa ka Jesoa no anjarako?
Izy no sakaizako mahatoky:
Mitsinjo ny tsintsina ny masony,
Ary fantatro fa miahy ahy Izy.

《Aza malahelo ny fonareo》,
Ireo teny mamy avy aminy ireo no reko,
Ka matoky ny hatsaram-pony aho,
Ariako ny fanahiana sy ny tahotra
Na dingana tokana fotsiny aza hitako
Eo amin'ny lalana itondrany ahy:
Mitsinjo ny tsintsina ny masony,
Ary fantatro fa miahy ahy izy.

Raha alaim-panahy aho
Raha mitambatra ny rahona,
Raha misolo sento ny hira,
Raha manjavona ny fanantenana ao anatiko,
Dia manatona Azy bebe kokoa aho,
Manafaka ahy amin'ny fanahiana Izy:
Mitsinjo ny tsintsina ny masony,
Ary fantatro fa miahy ahy Izy.

Mirary soa ho antsika rehetra!

Address

Antananarivo

Telephone

+261347083161

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao Isika Handroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Ndao Isika Handroso:

Share