Mโ€ขMโ€ขF โ€žTV

  • Home
  • Mโ€ขMโ€ขF โ€žTV

Mโ€ขMโ€ขF โ€žTV ๐—™๐— ๐— ๐—™ ๐—บ๐—ถ๐˜๐—ผ๐—ฟ๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ-๐—ฏ๐—ฎ๐—ถ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐˜†

Boker tov lekulamโค๏ธ
01/06/2025

Boker tov lekulamโค๏ธ

Fivoriana masina isikan'ny shabat sy ny alahady izay hanova tanteraka ny fiainanao.๐Ÿ™Fa ny zavatra rehetra dia hain'Andri...
13/03/2025

Fivoriana masina isikan'ny shabat sy ny alahady izay hanova tanteraka ny fiainanao.

๐Ÿ™Fa ny zavatra rehetra dia hain'Andriamanitra atao.

26/01/2025

โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅFa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonona tena ho amin'ny fivavahana. โ€” I Petera 4 : 7โœ…
โค๏ธโ€๐Ÿ”ฅKoa raha ho levona toy izany izao zavatra rehetra izao, dia olona tokony hanao ahoana moa ianareo amin'ny fitondran-tena masina sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, โ€” II Petera 3 : 11โœ…

Shabat shalom lekulam ๐Ÿ’Ž๐Ÿ––๐Ÿ“– Ny mampiavaka ireo zanak'ilay Nahary ny olombelona amin'ny olona izao tontolo izao dia ny Fita...
14/12/2024

Shabat shalom lekulam ๐Ÿ’Ž๐Ÿ––

๐Ÿ“– Ny mampiavaka ireo zanak'ilay Nahary ny olombelona amin'ny olona izao tontolo izao dia ny Fitandremana ny Torah "Lalร na" sy ny Mitsvot "didy" ..... Fomba amam-panao any an-danitra mihintsy no napetrany ho arahan'ireo zanany. Anisan'izany fomba izany ity resaka shabat ity ny Nofo rehetra izay manaika an'ilay Nahary dia didiny hitsahatra rehefa shabat ary hanaja ireo fanao masina rehetra. Ry namako ho anao izay manam-paniriana hiditra ao anatin'izany vala izany dia manasa anao izahay ho avy hiaraka hivavaka aminay isakin'ny Shabat sy ny Voaloham-bolana ary amin'ireo andro masina rehetra izay voafaritrin'ny baiboly.

๐Ÿ’ŽNametraka fanamby goavana tamin'ny zanak'olombelona ilay Nahary fa raha mahavita mihaino azy sy mitandrina "mankatoa" n...
13/12/2024

๐Ÿ’ŽNametraka fanamby goavana tamin'ny zanak'olombelona ilay Nahary fa raha mahavita mihaino azy sy mitandrina "mankatoa" ny didiny isika dia ho ambininy sy hotahiny amin'ny lafim-piainana rehetra. " DEOT 28:1-14"

๐Ÿ›‘Ny zavatra misy ankehitriny anefa dia miaina amin'ny fiainana sarotra ny zanak'olombelona, very hevitra ka te hamoy fo...Inona no tena antony izany fiainana sarotra izany...??? Ilay Nahary ny zanak'olombelona ihany koa dia nametraka tamin'ireo olona izay noforoniny hoe Raha tsy mihaino azy isika ary minia tsy mankatoa ny didiny dia OZONA no alefany hiainantsika, dia io hiarahantsika mahita io. DEOT 28:15-68

๐Ÿ™ Izy anefa mbola mampanantena antsika fa raha avy ny fotoana hatongavantsika saina ka hitady azy fatratra isika ary hafoy ny fahotantsika dia hihaino antsika ihany izy ka hanasitrana antsika. HOSEA 5:15

๐Ÿค”Iza no mahalala izay avoakany ny avy eo...ankamatatra aminay zanak'olombelona izany tsy misy natao hafatatra ny ho avy....
30/10/2024

๐Ÿค”Iza no mahalala izay avoakany ny avy eo...ankamatatra aminay zanak'olombelona izany tsy misy natao hafatatra ny ho avy. Nahoana ianao no hirehareha amin'izao fiainana mandalo izao ka tsy hisaina akory izay hiafarana, tsarovy fa mandalo izao fiainana izao. Androany ianao mety hirehareha fa rampitso ianao mety ho solafaka. Aleo manao ny marina hatrany fa ankamatatra izay havoakany avy eo๐Ÿ™

โ†”๏ธ Na havanao akaiky na olo-malaza na namanao akaiky no maty dia lazaina fa tampoka loatra lasa aloha loatra tsy mampino miangatra ny fiainana sns... Maro ny zavatra ambaratsika rehefa tonga zay fotoana izay. Ireny rehetra ireny anefa dia ho entin'Andriamanitra mampiseho amintsika zavatra maro be fa ny iray amin'izay ho hamafisiko eto dia izao :

๐Ÿ–‹๏ธNy fahafatesana dia manambara amintsika fa tsy misy na iza na iza natao aharitra ety na manao ahoana na manao ahoana farim-piainana hananany, ary tsy mifidy raha fahafatesana na mpanakarena ianao na mahantra ianao, Na zazakely na tanora matanjaka be na antitra. Ny fahafatesana dia fanambarana amintsika fa misy farany zavatra rehetra.

๐Ÿ–‹๏ธ Rehefa tonga raha fahafatesana dia tsy misy na inona na inona azotsika atao, na amin'ny olona akaiky anao tena hoe tsy foinao ary. Izay ry namako no hanaovana ny Marina. Ny FIANGONANA FMMF dia mitaiza anao ho lasa olo-marina ary manasa anao izay ho avy hiaraka aminay.

๐Ÿ“ž 0340523177

21/09/2024

Shabbat shalom lekulam

18/09/2024

Ny avoakan'ny avy eo ve ??? Mbola tsy fantatrao, tsy aleo manomana ny mandrakizay

16/09/2024

Ny fanompoan'i Elohim "A/tra" dia isan'andro fa tsy isakin'ny sabotsy na alahady ihany tompoko.

14/09/2024

Mirary shabat feno fahombiazana fandresena ho an'ny vahoaka an'i Elohim /A/tra rehetra.

๐Ÿ‘‰Tsy misy natao aharitra ety.... Mandalo isika no eto..โ†”๏ธ Raha misy olona tena tiantsika tsy foy tsika ka maty iny olona...
13/09/2024

๐Ÿ‘‰Tsy misy natao aharitra ety.... Mandalo isika no eto..

โ†”๏ธ Raha misy olona tena tiantsika tsy foy tsika ka maty iny olona iny dia hoy isika... Tampoka be, tsy nampoiziko, tsy tokony ianao no lasa ary ela vao voafafa ao anatin'ny Saintsika izany ratra izany. Ny baiboly eto dia milaza mazava fa < Fito-polo taona no andron'ny taonanay Ary raha tร hiny mateza aza, dia valo-polo taona, Nefa fahasasarana sy zava-poana ny voninahiny, Fa mihelina faingana izany, ka lasa manidina izahay. โ€” Salamo 90 : 10 > midika izany fa ny fahafatesana dia tsy tampoka fa zavatra efa tokony homanina, ry namako mbola Manana tombony ianao ao anatin'ny fotoana havelomana, hibebaka, hanao ny fahamarinana.....

12/09/2024

Sarobidy ny fanahy, ka aza avela ho viraviran'i satana amin'ny Fahafinaretana mandalo

Address


Telephone

+261349421182

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mโ€ขMโ€ขF โ€žTV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mโ€ขMโ€ขF โ€žTV:

Shortcuts

  • Address
  • Telephone
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share