Une image qui fait réfléchir.

Une image qui fait réfléchir. “L’image alerte, l’écrit persuade.” Ande isika hiverina amin Andriamanaitra Ray Zanaka Fanahy Masina

🙏
19/01/2025

🙏

💔
19/01/2025

💔

19/01/2025
🥰
18/01/2025

🥰

😇
18/01/2025

😇

Tsara ny mizara fa kosa tsy foana foana.Indraindray aho miheritreritra hoe otran'ny mpamosavy iany ny olona tia manome f...
18/01/2025

Tsara ny mizara fa kosa tsy foana foana.

Indraindray aho miheritreritra hoe otran'ny mpamosavy iany ny olona tia manome foana.

Hazavaiko :

Manana havana aho tsy mety miasa ny vadiny fa hoe ny lahy tokony hamelona, sy ny hoe aminy de manana adidy anome ireo havana satria dia nahazo maimaipoana 🙄 dia tokony mizara maimaipoana (izay hono ny ao anaty baiboly).

Tsy marina anefa, miasa mafy, miala maraina any antranony dia mody hariva any antranony iny olona angatahanao foana iny.
Mandrintran'ianao mihira2 ao an trano mandritran'ny tontolo andro.

Manome anao izy satria tsy vitany ny mieritreritra oe izy mihinana anefa ny zanakao tsy mihinana fa kosa tsy manana adidy hamelona anao sy ny zanakao izy.

Tsara ny manome, fa eto amin'ity cas iray ity, itako oe aleo manome angady indray mandeha andehanany hiasa no tsara lavitra kokoa toy izay hanome vary isakin'tsy manana izy.

Mila mandray andraikitra amin'ny tenatsika avy isika, fa tsy manavesatra ny hafa.

Aza dia tia zavatra mora loatra.Ny mora matetika ratsy.Ialao amin'ny fisainanao ny fitiavana zavatra mora atao, mora kok...
17/01/2025

Aza dia tia zavatra mora loatra.

Ny mora matetika ratsy.
Ialao amin'ny fisainanao ny fitiavana zavatra mora atao, mora kokoa, satria lasa zatra anin'iny sainao dia tsy mahay mihatrika zavatra mafimafy tsony.

Betsaka ny ohatra azo raisina an, fa iray ity : aleo mahita olona zatra niasa mafy nahazo asa moramora kokoa toy izay ny mifanohitra amin'iny.

Misy valiny foana koa io ezaka io fa aza mora kivy izany e.

😉
17/01/2025

😉

🤭😋
17/01/2025

🤭😋

Nande niaraka tao amin'ireny antsoina oe Zoo ireny izahay mivady.Nahita " Gidro" nifanome fitiavana izahay dia hoy ny va...
16/01/2025

Nande niaraka tao amin'ireny antsoina oe Zoo ireny izahay mivady.
Nahita " Gidro" nifanome fitiavana izahay dia hoy ny vadiko oe " woah mafinaritra ery ny mahita azy ireo mifakantia"

Dia nandeha ihany izahay dia nahita liona roa, ilay liona lahy mitokana lavidavitra ilay liona vavy, tsy de miraharaha azy akory raha ny hita ety ivelany.
Hoy indray ny vadiko hoe "oh mapalahelo reto izy, tsy mifankatia akory anefa miara-miaina ao ihany".

Dia niteny tamin'ny vadiko ao oe, mangala anie ianao vato dia torahy any amin'io liona vavy io e " Ny nilatsahan'ilay vato no ela dia nitrerona mafy ilay liona lahy.
Niverina teny amin'ilay gidro indray izahay dia nasaiko naveriny vadiko ilay fihetsiny, fa lasa nisaoty ilay Gidro dia nandao an'ilay gidro vavy hamonjeny ny ainy.

Tonga dia nojereko ny vadiko sady noteneniko hoe " aza avela hanintona anao izany ny ety ivelany, mamitaka foana izy ireny matetika, ary indraindray ary manafina ny ratsy ao amin'ny olona iray.

Misy koa anefa ireo izay tsy maneho ny fitiavany matetika, anefa tena manana fitiavana lalina.

Indrisy anefa fa betsaka ny toy ny Gidro amizao, vitsy sisa ireo liona.

Ianao mba inona ?

😭😮‍💨
16/01/2025

😭😮‍💨

Tsy natao ho matajantsaina foana ianao.Indraindray kou mba reraka, kivy, tsy te hiady intsony.
16/01/2025

Tsy natao ho matajantsaina foana ianao.
Indraindray kou mba reraka, kivy, tsy te hiady intsony.

Address

Galana Andranonahoatra
Itaosy

Telephone

+261348049158

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Une image qui fait réfléchir. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share