A message for you

A message for you Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from A message for you, Digital creator, Antananarivo.

30/05/2026

MISY DÉCISION MANOVA FIAINANA.
HO TARIHIN’NY FANAHIN’ANDRIAMANITRA ANIE IANAO HORAISINAO REHETRA

20/05/2026

Ary homeko fiadanana eo amin'ny tany ianareo ka handry fahizay, ary tsy hisy hanaitaitra, fa hofongorako ny biby masiaka amin'ny tany, ary tsy hotetezin-tsabatra ny taninareo. — Levitikosy 26 : 6

📖Fitomaniana 3:25"Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy "Indraindray ianao amin'ny  fiainana dia tonga amin’ilay teboka ...
19/05/2026

📖Fitomaniana 3:25
"Tsara Jehovah amin'izay manantena Azy "

Indraindray ianao amin'ny fiainana dia tonga amin’ilay teboka hoe Tsy misy antenaina intsony😌
Eo ireo Vavaka tsy mbola voavaly. Misy Varavarana mbola mihidy. Misy ireo havana, namana, olon-tiana nandao. Kivy sy reraka amin'ny fiainana🥹

Fa tadidio: rehefa tapitra ny hery anananao amin'ny maha olombelona anao, matetika eo no manomboka miasa amin-kery Andriamanitra. Eo amin'ilay tsy misy antenaina mintsy Izy no manomboka miasa.

✨Abrahama dia nantsoina hoe "rain’ny firenena maro", nefa ny vatany efa antitra ary Saraha tsy niteraka.

Raha jerena amin’ny mason’olombelona dia tara loatra. Fa Andriamanitra tsy miankina amin’ny "possible" fa Izy no mamorona làlana ao amin’ny tsy ahitana làlana intsony.

🌱Toy ny voa iray milevina anaty tany:
Raha jerena ivelany dia toa very sy maty izy.
Kanefa ao anatin’ilay haizina sy tsindry no mipoitra ny fiainana vaovao.

Misy fotoana Andriamanitra mampangina ny zava-drehetra tsy hoe nandao anao, fa satria manomana zavatra lehibe kokoa noho izay noeritreretinao Izy.🥰

Aza kivy. Manantenà an'Andriamanitra eo amin'ilay tsy misy antenaina ntsony.
Aza mitsahatra ny mino sy miandry an'i Jehovah.
Mety tsy hitanao izao ny valiny… fa mbola miasa mangina Andriamanitra.

🤍Ary ilay tantara izay noheverinao ho tapitra, mety vao hanomboka ny toko tsara indrindra aminy. ✨

fans

06/05/2026

MISY FEFY ARA-PANAHY TSY HITA MASO MIHODIDINA ANAO. NY ANJELIN’I JEHOVAH MIARO ANAO

30/04/2026
Bon lundi😍
27/04/2026

Bon lundi😍

08/04/2026

SAIKA HAMPATSIAHY FOTSINY AHO FA VOAVONJY IANAO IZAY MANANA AN’I JESOSY🙌🏼

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when A message for you posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share