
06/05/2024
โ ๐๐ง๐ฟ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ป๐ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ธ๐ฎ๐ผ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ ๐ ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฏ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ ๐ป๐ฒ๐ป๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐ง๐ฎ๐
๐ถ-๐ฏ๐ฟ๐ผ๐๐๐๐ฒ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐, ๐บ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐ต๐ ๐ฎ๐ป'๐ถ #๐ง๐ผ๐น๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐๐ #๐ฆ๐ฎ๐ธ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐๐ผ. Voalaza fa avy any amin'ny fokontany Andaromihomaka kaominina Andranovory, distrikan'i Toliara II ireto taolam-paty tratra ireto. Raha ny fantatra dia saika ho amidy any Sakaraha izy ireo.
โญOlona miisa 03 no tratra nitondra izany, taorian'ny fanadihadiana natao dia niampy olona 03 hafa ireo voasambotra, dia ny mpamaky fasana, ny mpandray tany Mahaboboka ary ny mpividy avy any Sakaraha.
ยฉVaovaon'i Toliara