Kool Glace Antananarivo

Kool Glace Antananarivo Glace Multicolore en gros

👉🏿Tsiro tsy manam-paharoa😋
Vidiny mirary: 160ar👈🏿
Livraison disponible 🚴🏿 rapide

Tonga ndray anay ehhhEfa miverina manao livraison ny Kool Glace ah. 🍦🍦Aza tara ary manao commande eh
15/08/2026

Tonga ndray anay ehhh

Efa miverina manao livraison ny Kool Glace ah. 🍦🍦
Aza tara ary manao commande eh

Alefaso ary ny commande fa izahay dia vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo atrany amin'ny vokatra  .Iray (1) andro mi...
10/06/2026

Alefaso ary ny commande fa izahay dia vonona ny hanome fahafaham-po ho anareo atrany amin'ny vokatra .
Iray (1) andro mialoha fona ny fandraisana ny commande ah. Alohan'ny amin'ny 3ora
hariva
Aza tara ary e✨

Mankasitraka anareo foana nanome fahatokisana anay amin'ny fanjifana ny vokatra  Misaotra anzareo avy any Tsiroanomandid...
04/06/2026

Mankasitraka anareo foana nanome fahatokisana anay amin'ny fanjifana ny vokatra
Misaotra anzareo avy any Tsiroanomandidy

🌞 “Aza avela handalo fotsiny ity hafanana ity… Andramo ny   Tricolore mangatsiatsiaka be 😍❄️ 200Ar monja !”🍧 “Tsiro mamy...
08/05/2026

🌞 “Aza avela handalo fotsiny ity hafanana ity… Andramo ny Tricolore mangatsiatsiaka be 😍❄️ 200Ar monja !”
🍧 “Tsiro mamy, loko manintona, vidiny mora 😋 Ianao sisa no andrasana !”
❄️ “Mangetaheta ? Maka iray dia vita 😍”
🌈 “Loko telo, fahafinaretana telo heny 💛❤️💚”
🔥 “Na ankizy na lehibe dia samy tia azy daholo 😋”
👉🏿🧊 “Fraîcheur garantie amin’izao andro mafana izao ☀️”
😍 “Rehefa manandrana indray mandeha… dia mbola hiverina haka !”

💸 “200Ar monja nefa tena manala hetaheta !”

📩 “Disponible, iray (1) andro mialoha fona — aza tara fa lany haingana 🚨”

🍭 “Le goût du bonheur en 3 couleurs 🌈❄️”

❤️ “Ataovy mamy sy mangatsiatsiaka ny andronao miaraka amin’ny Tricolore 😋”
🛵 “Afaka manao commande amin’ny message privé 📩” na miantso 0346113441☎️

Sur commande hatrany glacetsika ah. 🍨Alefaso iray (1) andro mialoha hatrany ary ny commande (alohan'ny @ 3ora hariva)Vid...
01/05/2026

Sur commande hatrany glacetsika ah. 🍨
Alefaso iray (1) andro mialoha hatrany ary ny commande (alohan'ny @ 3ora hariva)

Vidiny tsy miova ah :160ar
Livraison gratuit raha mihoatra ny 100 pièces ny commande.
Fandraisana commande : midira mp na miantso ny 0346113441 avy hatrany....
Aza tara an🥰

Ny Pâques no lasa fa ny   eto fona ah, Manome fahafaham-po ho antsika fona izahay.Alefaso ary ny commande eh, manomboka ...
07/04/2026

Ny Pâques no lasa fa ny eto fona ah,
Manome fahafaham-po ho antsika fona izahay.
Alefaso ary ny commande eh, manomboka @ 6h maraina ka hatramin'ny 15h hariva.
Aza tara ah😘
Antsoy ny 0346113441 na midira mp avy hatrany.

04/04/2026

Miarahaba antsika rehetra 🤩
Izahay eto amin'ny dia faly mankasitraka antsika rehetra amin'ny fahatokisana anay
Efa feno ny commande - tsika 🍦pâque sy lundi de Pâques.🥰
Manomboka ny Talata indray ny fandraisana ny commandes 😊
Mankasitraka antsika rehetra 🙏🏿🙏🏿
vonona ny hanome fahafaham-po antsika rehetra hatrany 🥰🥰🥰🥰

Address

Andravohangy
Antananarivo
ANTANANARIVO101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kool Glace Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share